Hoalan' I Ômàna

Ny Hoalan' i Ômàna na Ranomasin' i Ômàna dia hoala ao amin' ny Ranomasimbe Indiana izay mampitohy ny Ranomasin' i Arabia amin' ny Hoala Persika.

Ao amin' ny morony avaratra i Iràna, ao atsimony ny soltanatan' i Ômàna ary ao andrefany ny Emirata Arabo Mitambatra. Atao hoe خليج عمان / Khalyj 'Oman amin' ny teny arabo ary خليج مکران / Khlij-e Makran amin' ny teny persana.

Hoalan' I Ômàna
Ny toerana misy ny Hoalan' i Ômàna

Tags:

Emirata Arabo MitambatraFiteny persanaHelodrano PersikaHoalaIrànaRanomasimbe IndianaRanomasin'i ArabiaTeny arabo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanjakan' i Israely (mitambatra)MediaWikiAnjara asa (fitsipiteny)Fokom-pirenen' i IsraelyMpisolo (fitsipiteny)Kristianisma eto MadagasikaraFifandraisan-davitraFivavahana eto MadagasikaraHelsinki1925Volana (fotoana)RenivintanaRy Tanindrazanay malala ôAmontanaMassachusettsKazakstànaSolombavambahoakaAndriamenaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaAndrianaTrombaMa Ying-jeouKolontsaina malagasyIndôneziaAndriamanitra (ankapobeny)EorôpaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)HabakabakaArmeniaNikôtininaFitsarana faranyOnitiana Realyw97csSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaKabary am-panambadianaKor'anyAnthiyurKongonaFivavahan-drazana malagasyFahefana mpanatanterakaRanavalona IIIAntenimieram-pirenenaFaritra ItasyRégis Rajemisa RaolisonIràka1840Faritanin' AntananarivoOraPetra-kevitraFady (malagasy)MeyNFoko eto MadagasikaraPraiminisitra malagasySandam-bolaJapànaKolontsainaAlahamadyVictoire RasoamanarivoPoaceaeFiangonana Loterana MalagasyLaurent CantetPaiso (voany)2022CaliforniaFanatontoloanaAdy LehibeFivavahanaAsa AkiraKabary🡆 More