Emirata Fujairah

I Fujairah dia iray amin' ny emirata fito mandrafitra ny Emirata Arabo Mitambatra, hany tokana amin' ireo fito manana morontsiraka eo amin' ny Hoalan' i Ômàna ary tsy manana morontsiraka ao amin' ny Hoala Persika.

Ny renivohiny dia i Fujairah. Atao hoe إِمَـارَة ٱلْفُجَيْرَة / Al-Fuǧaira izy amin' ny teny arabo. Mirefy 1 166 km2 eo ho eo ny Emiratan' i Fujairah. Ny isan' nymponina ao aminy dia 256 256 tamin' ny taona 2019.

Emirata Fujairah
Ny Emiratan' i Fujairah ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra

Jereo koa

Tags:

EmirataEmirata Arabo MitambatraFiteny araboFujairahHoala PersikaHoalan' i Ômàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bootjack, KaliforniaOkmulgee, OklahomaAkira KurosawaDisneyMponina eto MadagasikaraAppleJimmy WalesHenry IV, Emperora Romana Masina1940Radama VoalohanyOld Town, MaineMichael JordanAndriamanitra (tokana)Henryk KasperczakKatowice1771Epistily ho an' ny HebreoAkohoGuelphFrederick BrooksBoky faharoan' i HenôkaDušan BastaHoala PersikaFaritra SavaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaKônfesyLilleFanekena VaovaoFanekem-pinoana apôstôlikaWayback MachineBob FosseAl-Nasa'iAraripeMatteo BobbiFanasan' ny TompoSakramentaGeorge Frideric HandelAnjara asa (fitsipiteny)Sorona masinaAnganoDurrësLu'anAdaoroTantaraOlombelonaIndiaAllemant, MarneJapànaMahmoud AbbasSão José da VarginhaRazana (finoana malagasy)Sora-tanana tao Nag Hammadi11 AprilyZanak' i IsraelyMagiara (vahoaka)QueenJava AndrefanaMollasani1981GugnécourtFiteny jeôrjianaAntiziônismaXherdan ShaqiriPuerto RealTanalaKadur1525Louis-Claude Vincent🡆 More