Fiteny Sesôtô

Ny fiteny sesôtô na fiteny sôtô atsimo dia fiteny ao amin' ny tapany atsimon' i Afrika.

Anisan' ireo fiteny banto ny fiteny sesôtô izay ao amin' ny fianakaviam-piteny nijerô-kôngôley. Ny vahoaka basôtô ao Lesôtô no miteny azy indrindra sady mifandray amin' ireo fiteny sôtô hafa toy ny fiteny setsoana sy ny fiteny sôtô avaratra. Tamin' ny taona 1993 dia niisa 1 493 000 ny olona miteny sesôtô ao Lesôtô ka mahatratra ny 85 %n' ny mponina ao amin' io firenena io izany. Tamin' ny taona 2001 dia niisa 3 555 186 ny olona miteny sesôtô ao Afrika Atsimo. Iray amin' ireo fiteny ôfisialy iraika ambin' ny folon' i Afrika Atsimo sady iray amin' ny fiteny ôfisialy roan' i Lesôtô ny fiteny sesôtô.

Jereo koa

  • Fiteny ao Afrika Atsimo
  • Fiteny ao Lesôtô

Tags:

Afrika AtsimoFaritra Atsimo ao AfrikaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFiteny bantoLezôtô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsinyWikiAdaloAngatra (aretina)Fiteny tiorkaFanavakavahana2006Ma Ying-jeouFransiskaninaFiteny kirondyFitiavanaRoandaLibiaAndrianaFitampohaFaritra ItasyHelsinkiAviavyQIT Madagascar MineralsVictoire RasoamanarivoDemôkrasiaSaint-Clément, AisneTobilehibeEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AhidamboKilamba-KiaxiAndriamanitra (tokana)Wayback MachineAlakaosySanta-Vinsanta-sy-GrenadinaTolom-bahoaka tamin' ny 1947AsaTerakaAdijadyMpandrindra milinaPraiminisitra malagasyVoahiranaApôkrifan' ny BaibolyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaOlombelonaKor'anyFilôzôfiaKolontsainaAVolanaFaritra MelakyMahavelona (Toamasina)William III an'i AngleteraMponina eto MadagasikaraAnanaAsombolaAntankaranaFiteny tataraLahatra (finoana malagasy)Ranavalona IIIFady (malagasy)Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyAljeriaFivavahanaHasina (hery tsy hita maso)GnôstisismaBorondyFaritany eto MadagasikaraNikôtininaSoisaMadagasikaraBlaogyAntambahoakaHabakabakaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Nazareta🡆 More