Fianakaviam-Piteny Banto

Ny fiteny banto dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao amin' ny antsasany atsimon' i Afrika - izany hoe ao amin' ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan' i Afrika.

Zana-bodron' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley ny fianakaviam-piteny banto. Miisa any amin' ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny banto ireo. Anisan' ny fiteny banto ny fiteny soahily sy ny fiteny zolo ary ny fiteny makoa.

Fianakaviam-Piteny Banto
Faritra ao Afrika misy ny vahoaka miteny banto

Anisan' ny fiteny banto ireto fiteny tanisaina manaraka ireto:

Jereo koa

Fianakaviam-piteny ao Afrika

Tags:

AfrikaAfrika AfovoanyAfrika AtsinananaFaritra Atsimo ao AfrikaFianakaviam-pitenyFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFitenyFiteny makoaFiteny soahilyFiteny zolo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlarobiaFifanakalozan-kevitry ny MpamonjyBahaismaKabary tera-baoAntefasyFanambadianaWikimaniaIrànaTontolo iainanaSalavantanin' i GazaMosesy'''Huguette Monestier'''Paoly (apôstôly)Lee TrevinoZorofirarazanaHabakabakaRongonyBaiboly prôtestantaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraPoopyRosiana (vahoaka)Evanjely kôptan' ny EjipsianaSoratra MasinaFiteny daryPentateokaMasikoro1887Chauvac-Laux-MontauxMpanoritraViennaFiteny litoanianina1 JonaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaJôbaBernard Renau d'Eliçagaray(105416) 2000 QY161KiwixBôliviaAntanosyRégis Rajemisa RaolisonHôngriaFanandroana malagasyJorge GonzálezTeknôlôjiaBokin' i DanielaQIT Madagascar MineralsJean-Joseph RabeariveloRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)ZanadralamboBaiboly amin' ny teny malagasyMatioFitiavanaEorôpa AndrefanaEnzo FerrariPôlitikaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoApôkalipsy voalohan' i JakôbaFianakaviam-pitenyBodo (mpihira)EtiôpiaLalan-jazaAugustin rajonFototenyDFiteny hindỳMartin Cooper🡆 More