Fiteny Kikôngô: Fiteny ampiasain'ny Kongo monina any Angola sy ireo Congo roa

Ny fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ireo Kôngô (Bakôngô amin' ny teny kikôngô) monina any Angôla (ao amin' ny tapany avaratra sy ao Cabinda), any amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (ao amin' ny faritanin' i Kongo Central sy ao Kinshasa), any amin' ny Repoblikan' i Kôngô (ao atsimo-andrefana hatrany Brazzavile) ary any amin' ny tapany atsimon' i Gabôna.

Ny fiteny kikôngô, raha ny tena marina, dia vondrom-piteny avy amin' ny fiteny fototra izay miseho amin' ny endrika samihafa arakaraka ny toerana.

Fiteny Kikôngô: Fiteny ampiasain'ny Kongo monina any Angola sy ireo Congo roa
Ireo faritra itenenana kikôngô
Fiteny Kikôngô: Fiteny ampiasain'ny Kongo monina any Angola sy ireo Congo roa
Vehivavy kôngô (Afrika Afovoany) tamin' ny taona 1910.

Jereo koa

Tags:

AngôlaBakôngô (vahoaka)BrazzavileFiteny bantoGabônaKinshasaRepoblika Demôkratikan'i KôngôRepoblikan'i Kôngô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KataraNosy LonjoTantaran' i EtazoniaKilalaoAndry RajoelinaFamadihanaBôtsoanaPaoly (apôstôly)Fiteny hebreoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Rainay any an-danitraWilliam ShakespeareThomas LamFanavakavaham-bolon-koditraMpisolo toerana (fitsipiteny)Tongolo gasyRay aman-drenyFehezantenyFokom-pirenen' i IsakaraSamuel RatanyLibànaJônà (mpaminany)Ny valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFivarotana andevoPaul CézanneHazolahyMasoandroTendryKatroAdolf HitlerFokom-pirenen' i SimeônaKalandrie GregorianaSalamo faha-42AlahamadyKristianinaAntiôkiaFiteny jeôrjianaAdy Lehibe FaharoaKôngô-BrazzavilleFiteny malagasyMarc RavalomananaTody2020Kabary tera-baoLoka NobelVeliranoAfoSiansaFanagasianaToyotaJeôlôjiaDavida (mpanjaka)AfrikaAsa AkiraFokom-pirenen' i AseraAndriamangariraMaaniany (vahoaka)ZafisoroParakyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fisoronana sy fanalana vintanaFiteny antandroyZafimaniryFilazam-potoana hoavyBokin' ny GenesisyWiki CommonsParisBetsimisaraka🡆 More