Fiteny Ao Gabôna

Ny fiteny frantsay no be mpiteny indrinra ao Gabôna.

Nanomboka tamin' ny fahazoany ny fahaleovan-tenan' ny Gabôney no nielezan' ny fiteny frantsay manerana an' i Gabôna. Ny fiteny frantsay no fiteny ôfisialy sy fiteny enti-mapianatra ary fitenin' ny raharaham-panjakana ao amin' io firenena io. Tsy nisafidy fiteny iray amin' ireo izay misy ao aminy i Gabôna fa ny fiteny frantsay no nosafidiny. Mihavery noho izany ireo fitenim-poko ao Gabôna vokatr' izany, indrindra ny ao Libreville izay onenan' ireo Afrikana hafa mpifindra monina miteny frantsay. Misy noho izany fianakaviana izay miteny frantsay ao an-trano rehefa miresaka amin' ny ankizy. Misy koa ireo ray aman-dreny izay manery ny zanany hampiasa ny fiteny afrikana rehefa ao an-trano fa ny fiteny frantsay kosa rehefa any an-tsekoly.

Manana ny mampiavaka azy manokana ny fiteny frantsay ao Gabôna izay manana ny fitenenany manokana izay vokatry ny fihasimban' ny teny frantsay na avy amin' ny fandikana teny avy amin' ny fitenim-poko gabôney, mba hahafahany milaza amin' ny fomba tandrify kokoa ny zava-misy ao an-toerana.

Jereo koa

Tags:

Fiteny frantsayGabônaLibreville

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MiosFararanoRaipur, Chhattisgarh1908AmbohidrabibyLuc-ArmauCÔksizeninaWiki1855RoipitikaVitsikaFinlandyMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraDonald BitzerFahitalavitraKabary am-panambadianaChristopher WrenFatranaEpistily ho an' ny Efesiana5181Foto-pampianaranaMashhadAngatraWilliam Rowan Hamilton.id439VolafotsyJonathan FrakesAfrika AtsimoOrel HershiserSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraKyivBrexitZAleksandra LehibeVazimba1969Ginea BisaoAbrahama (patriarka)Adrian WinterKilometatraKalandrie persanaPôliteismaEfijery kasihinaODa LatLahatra15 Jolay25Andriamanitra (finoan-drazana malagasy)Fady (malagasy)1965Kapila matezaLos Angeles12 JanoaryMumbaiIsaia (mpaminany)AveloVolana (fotoana)AlohotsyRanomasin'i ArabiaLHakitroky ny mponinaFaritra SavaRosiaIsraely7819341914Repoblikan' i KôngôLleida66🡆 More