Efijery Kasihina

Ny efijery kasihina dia efijerin-tslosaina ampiasaina azo ampiasaina amin'ny alalan'ny fikasihana azy amin'ny tanana na amin'ny alalan'ny penina ho solon'ny voalavo ary ny fitendry.

Ampiasaina amin'ny mpanampy dijitaly manokana, solosaina solaitra, amin'ny finday marani-tsaina ary amin'ny fitaovana hafa ny efijery kasihina.

Efijery Kasihina
Efijery kasihina

Afaka mahatsapa ny herin-tsindrin-tanana ny efijery kasihina sasany, ary rehefa manana izay fahafahana izany ireo efijery kasihina dia manao tsipika matevina kokoa izy ireo amin'ny fanaovana sary.

Ireo tabilao ifandrimbonana izay mety hita eny amin'ny skoly maromaro dia mampiasa teknolojian'efijery kasihina tsotsotra.

Jereo koa

Tags:

Finday marani-tsainaPenina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Levy (zanak' i Jakôba)Fisoronana sy fanalana vintanaMpaminanyMarôkaFamantarana ny fiavian' ny andron' ny fitsaranaVintana (finoan-drazana malagasy)AmbatomenaAlexander PushkinRemiencourtNeôplatônismaRaki-pahalalanaFivavahanaElon MuskMôldaviaAdventoFanandroana malagasyFaritra eto MadagasikaraFitsanganan' i Jesoa ho velonaRaúl AlbiolSampy (malagasy)Batman13 OktobraSakramentaMasindahy NikôlaHantatiana1782FrantsaKilalaoÔmànaLalan-jazaMineraly202220051949Lazaina (fitsipiteny)AfrikaRoman PavlioutchenkoFady (malagasy)DokuWikiVelirano31 MartsaFinlandyTetiandro hebreoDidy FoloKolontsaina malagasyKuleLouis-Claude VincentTestamenta TalohaRSS1193Tantaran' ny kristianismaJesoa araka ny kristianismaFiteny kôsaSiansaAlakaosy1754Charles ThurberFitiavan-tanindrazanaPedro Rodríguez LedesmaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaBagdadShanghaiWilliam ShakespeareXi'anAntarktikaRanavalona IAndron' ny MesiaFritz HaberTheodore WhartonAchunŌitaSamaritanaHagia SophiaJohn LockeLandry ChauvinKabary am-panambadianaSiliaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)🡆 More