Fiteny banto

Valim-pikarohana ho an'ny « Fiteny banto » — Wiki Fiteny Banto

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Fianakaviam-piteny banto
    Ny fiteny banto dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao...
  • Vignette pour Banto (vahoaka)
    Ny Banto dia vahoaka ao Afrika atsimon' i Sahara miteny amin' ny vondrom-piteny banto, izay ahitana fiteny miisa 450 any ho any. Monina hatrany Kamerona...
  • ao, manampy ny fiteny frantsay sy ny fiteny sibosy. Isan'ny fiteny banto ny fiteny simaôre, fa ny fiteny sibosy na kibosy kosa dia fiteny aostrôneziana...
  • Ny fiteny kitoba na fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ny 50,35 %n' ny mponina ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, eo anelanelan' i Brazzaville sy i...
  • Ny fiteny giha na fiteny kiha dia fiteny banto tenenin' ny mponina miisa 990 000 (taona 2001) ao amin' ny tapany andrefan' i Tanzania. Manakaiky dia manakaiky...
  • Ny fiteny fanga dia fiteny banto tenenina ao Kamerona, ao Kôngô Brazzaville, ao Gabôna ary ao Ginea Ekoatôrialy. Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika:...
  • isan' ny vahoaka sômaly dia miteny na niteny fiteny banto. Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo...
  • Ny fiteny tsiloba, izay antsoina koa hoe fiteny loba-kasay na fiteny kikasay dia fiteny banto ao Kôngô-Kinshasa izay manana satam-pitenim-pirenena ao amin'...
  • Ny fiteny zolo dia fiteny anisan' ny vondrom-piteny ngony (izay ahitana koa ny fiteny kôsa sy ny fiteny ndembele) ao amin' ireo fiteny banto. Anisan'...
  • Ny fiteny kiniaroanda dia fiteny banto izay tetenin' ny vahoaka ao amin' ny tapany iray amin' ny faritry ny Farihy Lehibe ao Afrika, Fitenim-pirenena...
  • Ny fiteny lingala dia fiteny banto tenenina indrindra ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô. Misy 15 tapitrisa...
  • Vignette pour Fiteny kikôngô
    Ny fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ireo Kôngô (Bakôngô amin' ny teny kikôngô) monina any Angôla (ao amin' ny tapany avaratra sy ao Cabinda),...
  • Ny fiteny roonda (ruund na ruwund) dia fiteny banto tenenin' ny vahoaka Londa miisa 250 000 mahery ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ao Angôla...
  • Ny fiteny nianeka dia fiteny banto ampiasain' ny vahoaka nianeka any amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Angôla. (adikao: Nyaneka) Fiteny ao Angôla: fiteny...
  • Vignette pour Fiteny ao Oganda
    ny fiteny ao Oganda. Ny telo amby efapolo amin' ny teny tenenina ao dia azo zaraina ho fianakaviam-piteny efatra, dia ny fiteny banto, ny fiteny nilôtika...
  • Ny fiteny loganda dia fiteny banto tenenina ao Oganda ka miisa any amin'ny 4 tapitrisa any ny mpiteny azy. Fiteny faharoa izy ka manaraka ny fiteny anglisy...
  • Ny fiteny sesôtô na fiteny sôtô atsimo dia fiteny ao amin' ny tapany atsimon' i Afrika. Anisan' ireo fiteny banto ny fiteny sesôtô izay ao amin' ny fianakaviam-piteny...
  • fiteny salampaso dia fiteny banto tenenina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô. Anisan' ny vondrom-piteny londa (izay ahitana koa ny fiteny londa...
  • Ôvimbondo) any Angôla. Ao amin' ny fianakaviam-piteny banto ny fteny ombondo sy ny fiteny kimbondo. Ny fiteny ombondo dia ampiazsain' ny Angôley miisa 5,9 tapitrisa...
  • Ny fiteny makoa dia fiteny banto izay tetenin' ny olona ao Môzambika sy ao Tanzania ary ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô (ao amin' ny distrikan' i Makoa...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Main PageHelsinkiAsorotanyAmerikaAnanaKolontsaina malagasyGovernemantaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Epistily nosoratan' i JakôbaZambiaAntandroyTsindrimandry (fivavahana)LitorjiaRamevaEpistily ho an' ny RômanaAnthiyurGoaikaTantaraFahefana mpanatanterakaVintana (finoan-drazana malagasy)KazakstànaAdimizanaPoaceaeAlahasatyAziaTestamenta TalohaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAljeriaw97csWikiFanjakan' AndriamanitraTrozonaMpampitohy tenyTantaran' i MadagasikaraAsaFiarakodiaFanandroana malagasyPablo PicassoFanandroanaKolontsainaTobim-pifohazanaFampakaram-bady tao KanàRavelonjanaharyKiantenyTsinyAdijady1911MatoantenyFifohazana AnkaramalazaNikôtininaRégis Rajemisa Raolison1968Darryl StarbirdMassachusettsTovaloAdy LehibeRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyFanambadianaTondra-dranoEorôpaTambintenyFihavananaFanjakan' i Israely (mitambatra)AntesakaRichard I an'i AngleteraTenerifeKabary famangiana🡆 More