Fiteny Balotsy

Ny fiteny balotsy dia fiteny iraniana tenenina ao Balotsistàna (izay nozarain' i Iràna sy i Afganistàna ary i Pakistàna).

Fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana izy. Ahitana olona miteny azy koa ny ao Torkmenistàna sy ny ao Ômàna. Fiteny lavidavitra ny fiteny farsy ny fiteny balotsy. Misy ampahany be amin' ny mpiteny balotsy no miteny farsy ao Iràna sy ao Afganistàna ary ao Pakistàna.

Fiteny Balotsy
Lehilahy balotsy any Pakistàna

Jereo koa

Tags:

AfganistànaBalotsistànaFitenyFiteny farsyFiteny indô-eorôpeanaFiteny indô-iranianaFiteny iranianaIrànaOmànaPakistànaTorkmenistàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsimihetyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôLibiaTendryMpampitohy (fitsipiteny)TsinyKristianisma eto MadagasikaraApôkrifan' ny BaibolyZavaboaryForyFokom-pirenen' i IsraelyRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaEorôpaKabary am-panambadianaAntesakaIsaia (mpaminany)Fomban-drazanaAlakaraboSadoseoDokuWikiMeivazyKabary famangianaLaurent CantetSiansaGaliaZambiaAngatra (aretina)AljeriaAmpongaTantaran' ny kristianismaLahatra (finoana malagasy)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMontanaRadama IILisitry ny gazety ao MadagasikaraFihavananaFisoronana sy fanalana vintanaFitaovam-piadianaFanatontoloanaHabakokaFiteny tamilyDmitri MedvedevKainaNGoaikaHypertext Markup LanguageTsirinteny sara-droaTovaloFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyGovernemantaKor'anyFaritra AndroyAlakaosyFiteny kasmiryAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaVatosoaMpandrindra milinaMahavelona (Toamasina)Ferenc AndrásHavatsa-UPEMAdizaozaMa Ying-jeouGnôstisismaRepoblika MalagasyMôsikaoVoronaFahaterahanaBokin' i IsaiaPaska🡆 More