Fiteny Ôsetiana

Ny fiteny ôsetiana na ôseta dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana, tenenin'ny vahoaka ôsetiana (na ôseta) izay monina indrindra ao Kaokazy indrindra ao Ôsetia (Ôsetia Avaratra sy Ôsetia Atsimo) any Jeôrjia.

Mizara roa ny fiteny ôsetiana, dia ny fiteny irôna izay fiteny ampiasaina amin'ny haisoratra, sy ny fiteny digôa izay tenein'ny olona miisa 100 000 any ho any, Samy ampianarina sy soratana izy roa ireo.

Fiteny Ôsetiana
Vehivavy osetiana tamin'ny fiandohan'ny tainjato faha-20

Jereo koa

Tags:

FitenyFiteny indô-eorôpeanaFiteny indô-iranianaFiteny iranianaJeôrjiaKaokazyVahoaka ôsetiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

OhabolanaMpisolo (fitsipiteny)Sikidy malagasyÔseaniaFiteny hindỳTolom-bahoaka tamin' ny 1947Bokin' i DanielaHolatraNjakatianaZambiaFanambadianaAnaranaGrisy31 MartsaZavaboaryAviavyPetra-kevitraZahaKristianinaKabary am-panambadianaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)OzbekistànaVolanaOkrainaTendryRenivintanaTsinyLisitry ny gazety ao MadagasikaraBenjamin DisraeliBetsimisarakaFiteny tiorkaAdizaozaBokin' i IsaiaMpampitohy tenyJapànaFirenenaDistrikan'i MaintiranoSoisaTsekiaPraiminisitra malagasyHasina (hery tsy hita maso)Sokajin-tenyAterinetoRavelonjanaharyAnaran'ny mponinaAntemoroFaritanin' AntananarivoAdaoroTestamenta VaovaoKristianisma eto MadagasikaraTsikafonkafombazahaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaKilamba-KiaxiRadama IITrozonaOnitiana RealyRepoblika MalagasyAntankaranaRajoelina AndryMontanaVoahiranaSakalavaAdimizanaAziaBokin' ny Ohabolana849AsorotanyMôsikaoFaritra eto Madagasikara\KongonaJôbaLuciano Spalletti🡆 More