Fiteny Kiorda

Ny fiteny kiorda na fiteny korda na fiteny kordisy dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana, ao amin' ny sampana misy ireo fiteny iraniana andrefana.

Ny vahoaka kiorda izay miisa 44 tapitrisa any ho any sady monina amin' ny faritra midadasik' i Kordistàna, izay voazara amin' i Torkia sy i Iràna sy i Iràka ary i Siria, no tena miteny azy. Ahitana vahoaka kiorda koa ny any Eorôpa sy ny Etazonia sy ny any Kanada ary ny any Aostralia.

Fiteny Kiorda
Zazavavy korda manao fitafiana netim-paharazana
Fiteny Kiorda
I Kordiastàna, faritra misy mponina

Soratana amin' ny vondron-tarehin-tsoratra telo karazana ny fiteny korda amin' izao, dia ny tarehin-tsoratra latina (ao amin' ireo Kiorda any Torkia sy Siria), ny tarehin-tsoratra sirilika (ao amin' ireo Kiorda any amin' ny tanin' ny Firaisana Sôvietika taloha) ary ny tarehin-tsoratra arabo (amin' ireo Kiorda ao Iràka sy Iràna).

Jereo koa

Tags:

AostraliaEorôpaEtazoniaFitenyFiteny indô-eorôpeanaFiteny indô-iranianaFiteny iranianaIràkaIrànaKanadaKiorda (vahoaka)KordistànaSiriaTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wikipedia20001750SakramentaFanihyDidy FoloRavitoto sy henakisoaAhidamboCoquitlamKanto533-2000Ranavalona IISoson-drivotraMarshall LeffertsKristiansandJim KuroseFameno (fitsipiteny)FrantsaEtazoniaBerlinSimiaOlombelonaPaoly (apôstôly)Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraAnaranaAlahamadyVikingy (vahoaka)Asmir BegovićFiompianaUnited States Department of State(103906) 2000 DJ58Volana (fotoana)Angovo azo havaozinaFiangonana Jesosy MamonjyApôkalipsin' i JoanyFitodika mpanaoFélix CandelaBielôrosiaFanomezana fiton' ny Fanahy Masina1095BezanozanoBaraToekaren' i MadagasikaraLasantsyVahao ny OlokoIrànaDebianJonas ÅkerlundNôrvezyTantaran'i MadagasikaraVezo(57215) 2001 QA65Maley (vahoaka)Fady (malagasy)Boky faharoan' ny TantaraJôbaValanaretin' ny Covid 19 eto Madagasikara620Ny EjaBokin' i IsaiaTontolo iainanaKaremyVondronosy MitsioJean-Paul BelmondoGrisyFiraisana ara-nofoLalàmpanorenanaFahasoavana (finoana)PoopyGanaganaFifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013Baiboly katôlikaFinoana🡆 More