Fiteny Pastô: Fiteny

Ny fiteny pastô na pasto na patstô (arakaraka ny faritra) dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana atsinanana, izay tetenina ao Afganistàna (isan'ny fiteny ôfisialin'io firenena io, manampy ny fiteny persana sy ny fiteny dary) sy ao Pakistàna sady tenenin'ny olona miisa 45 000 000 any ho any.

Atao hoe Patstona na Pastona ny mpiteny pastô.

Fiteny Pastô: Fiteny
Lehilahy pastona any Pakistàna

Jereo koa

Tags:

AfganistànaFitenyFiteny daryFiteny indô-eorôpeanaFiteny indô-iranianaFiteny iranianaFiteny persanaPakistàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1860Ranavalona IEkiomenismaFilistinaAfoAnjara asa (fitsipiteny)Fikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaLibànaOsyListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysThomas LamTodyFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyAdy Lehibe FaharoaTendryTerakaSambatraBenoà XVMadagasikaraLalànaLondon Missionary SocietyPapaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMpampiankina fehezankevitraBokin' i Jôsoa17 DesambraAostraliaFanambaràna ny hevitry ny nofyKilalakyGregor MendelRay aman-drenyAndro faranyFiteny sakalavaPaoly (apôstôly)JainismaFanandroana malagasyFahafatesanaAntemoroFibebahanaMayotteRainay any an-danitraKôngô-BrazzavilleFokom-pirenen' i IsakaraFidangan' ny vidim-piainanaToetanin-jana-pehin-tanyHaihayVezoHans Holbein le JeuneGoogleFiteny italianaGregôrio IXFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFenoarivo AtsinananaAngovo azo havaozinaSiriaFokom-pirenen' i EfraimaVondrom-pokoFifandraisan-davitraDavida (mpanjaka)Fiteny espaniôlaFiangonana Loterana MalagasyMarovatoRavelonjanaharyLiberiaAntankaranaSorona masinaSiliaParisFaritanin' Antananarivo🡆 More