Filazam-Potoana Hoavy Tsotra

Ny filazam-potoana hoavy tsotra dia filazam-potoan' ny matoanteny ao amin' ny fiteny rômana (fiteny frantsay, fiteny italiana, fiteny espaniôla, sns) na amin' ny fiteny hafa sasany izay manambara ny fitrangan' ny asa na ny toetra iray amin' ny fotoana hoavy.

Ao amin' ny filaza tsotra no ahitana io filazam-potoana io ao amin' ny teny frantsay. Ny endriky ny matoanteny izay tsy ahitana mpanampy milaza fotoana no ilazana azy hoe tsotra (frantsay: simple).

Jereo koa

Tags:

Filaza tsotra (fitsipiteny)Filazam-potoana (fitsipiteny)Fiteny espaniôlaFiteny frantsayFiteny italianaFiteny rômanaMatoantenyMatoanteny mpanampy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

62CompertrixCachySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTorkiaAfrikaIndiaJán ĎuricaFitenim-paritra malagasyLambres-lez-DouaiMpandrindra milina1953.jpDa LatFaritra eto MadagasikaraBokin' i DanielaGottfried Wilhelm Leibniz66Faritr'ora1854Donald BitzerNAdy Lehibe FaharoaFiteny malay3 JanoaryAlahasatyTerakaIsaia (mpaminany)115 JolayJiosy1892Filazantsara araka an' i Lioka1938Gerhard SchröderLoveland, ColoradoFiteny malagasyAtenaMenalambaD1584TobilehibeAntanosy11TsadyArabia Saodita1781Liste des indicatifs téléphoniques internationaux par pays17281909Repoblikan' i KôngôXMashhadRoipitikaIrlandaGGetsemaneAlohotsyBokin' ny Ohabolana70AlbaniaMpampiankina (fitsipiteny)Fitodika fitaovanaFanandroana malagasyJaisalmer18931978FanavakavahanaFanjakan' AndriamanitraWashingtonAlahamady🡆 More