Getsemane

I Getsemane na Getsemany dia sahan'oliva eo am-pototry ny Tendrombohitra Oliva eo akaikin'i Jerosalema.

Getsemane
Ny sahan'i Getsemane amin'izao fotoana izao ao Jerosalema.

Tamin'ny andron'ny Tempoly Faharoa tao Jerosalema dia toera-malalaka i Getsemane ka rehefa tonga ny fotoana firavoravoana amin'ny fivahiniana masina dia eo no itoeran'ny vahoaka tsy mahita trano honenana.

Araka ny Filazantsara (Mat. 26.36) dia tao Getsemane i Jesosy no nitokana hivavaka miaraka amin'ireo mpianany sisa noho ny alahelony ny famadihan'i Jodasy azy ny omalin'ny hisamborana azy.

Tags:

Jerosalema

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rivodoza24 FebroaryFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraIsam-ponina439BetsimisarakaAdizaozaHasanabad, ReyAsa AkiraGregoriosy avy any NisaFiteny espaniôlaBaraBokin' i EzekielaAl-BiruniAdy an-tranoBokin' ny SalamoAotrisyOperaTantaran' ny kristianismaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSamuel RatanyHasina (zavamaniry)Fahefana mpanatanterakaSilamo22 AprilyFady (malagasy)DemonyLavarsSampan-tenyFampihorohoroanaLisitr' ireo mpanjaka merinaFilazantsara araka an' i MarkaHindoismaAurangzebAndrianaEorôpa AtsimoRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFinlandyTantaran' i AlemainaQasr-e QandPer Brinch HansenFiteny nôrvezianaAntevatoEpistily ho an' ny RômanaFiteny grikaFivavahan-drazana malagasyArjentinaKônfesyAndrianampoinimerinaWikipedia1200Angatra (lolo)TetiandroFivavahanaMosavy (finoana malagasy)MôsikaoAzôtaFitsapan-kevi-bahoakaHiram-pirenenaFiangonana Loterana MalagasyFatranaMeyAbelaFiteny hebreoTorkiaTantaran' i MadagasikaraFiteny frisianaFiraisana ara-nofoAngôvoFiteny malagasyOnjan-dranoVikingy (vahoaka)Lalàna🡆 More