Ny filaza mihonohono na filaza mampiankina dia endriky ny matoanteny izay enti-milaza fa ny fahamarinan' ny zavatra lazaina dia miankina amin' ny fepetra ka mety ho fepetra mifanohitra amin' ny zavatra mitranga marina izany.
Enti-milaza zavatra tsy azo antoka koa io filaza io.
Ao amin' ny fiteny frantsay sy ny fiteny rômana hafa (nipoitra avy amin' ny fiteny latina) dia entina hilazana asa na toetra miseho amin' ny fotoana tsy voafaritra aorian' ny fotoana lasa io endrika io ka manampy ny filazam-potoana ao amin' ny filaza tsotra ka atao hoe filazam-potoana hoavin' ny lasa (frantsay: futur du passé na futur dans le passé).
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Filaza mihonohono, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.