Filazam-Potoana Lasa

Ny filazam-potoana lasa dia endriky ny teny atao entimilaza (ny matoanteny indrindra) izay manambara amin' ny alalan' ny mari-potoana fa alohan' ny fotoana itenenana no itrangan' ny asa na toetra lazain' io entimilaza na matoanteny io.

Amin' ny ankapobeny ny filazam-potoana lasa dia manondro ny fotoana alohan' ny fotoana itenenana sady misaraka mazava aminy. Ny filazam-potoana lasa ao amin' ny filaza sasany dia mety ho anarany fotsiny koa. Izany no miseho ao amin' ny filazam-potoana lasa tsy efa ao amin' ny filaza ifampiankinana (frantsay: subjonctif imparfait) ao amin' ny fiteny frantsay izay afaka manondro ny fotoana ankehitriny na ny hoavy koa.

Ao amin' ny fiteny manambatra ny mari-potoana amin' ny mari-panehoan-javatra dia ahitana ireto filazam-potoana lasa ireto:

Jereo koa

Tags:

EntimilazaMatoanteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Afrika Afovoany16 JolayDavid N'GogJohann Wolfgang von GoetheFiteny katalàna1963Fahefana Avon' ny TetezamitaFibebahanaMatoantenyFahefana mpanatanterakaPôlinezia FrantsayFivavahanaISO 4217BezanozanoFiteny frantsaySivilizasiona mikenianaHarin-karena faobeSeptambra200711901417PenguinHindoismaFivavahana amin'ny razanaSan FranciscoFiteny samôrôFanambadianaVintanaEpifania1942TanyAzia andrefanaSomatraAntevatoBiôgrafiaAmerika AtsimoMôsikaoFloridaFiteny anglisyTrondroRalaimongo JeanAzerbaijànaKameronaAsorotanyTononkaloFiteny nôrvezianaKabary famangianaRanoRôma5 AprilyFiteny romantsaOtrikaretinaKyivApôlinarismaSekolyBatisaSamuel RatanyFiangonana Jesosy MamonjyMpandrindra milinaAnjara (finoana)AveloMosesy MaimonidaPontianakTestamenta TalohaAlakaosyOperaVolana (fotoana)Paska jiosyFiteny siriakaFiarahamoninaRivodozaSaonjo🡆 More