Fitodika Fitaovana

Ny fitodika fitaovana na dia fitodika asahon' ny endriky ny matoanteny ao amin' ny fehezanteny izay ahitana lazaina manondro ny zavatra ampiasaina hanatanterahana ny asa.

Ny lazaina amin' ny fehezanteny mitodika amin' ny fitaovana dia mitana ny anjara asa fameno fitaovana ao amin' ny fehezanteny mitodika amin' ny lazaina mpanao. Ao amin' ny fiteny malagasy dia matetika ny ahitana matoanteny aman-tovona -ana ny fehezanteny mitodika amin' ny lazaina fitaovana, nefa misy ny fehezanteny ahitana matoanteny misy tsirin-teny sara-droa.

Ohatra:

  • Akapan' ny ankizy ny hazo ny antsy. (fehezanteny mitodika amin' ny fitaovana)
  • Mikapa hazo amin' ny antsy ny ankizy. (fehezanteny mitodika amin' ny mpmanao)

Ny haiteny ara-piofohana dia manavaka ny "fitodika zoina fitaovana" amin' ny "fitodika zoina alalana" izay samy ataon' ny haiteny araka anjara asa hoe "fitodika fitaovana".

Jereo koa

Tags:

FehezantenyFiteny malagasyFitodika (fitsipiteny)Lazaina (fitsipiteny)MatoantenyTsirinteny sara-droa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaSana'aBelo HorizonteLalàn' i MosesyTorkiaHelodranon' AmpasindavaAmerikaTestamenta TalohaEkôsySiansaHerinandro MasinaWayback MachineLouisiana9 DesambraLisitry ny zavatra madinidinika 1-10006 FebroaryEtazoniaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Wiki FoundationLa BazeugeIngosetiaHazo fijalianaMenalambaJodasy IskariôtaOlombelonaFizaran-taonaMineralySampy (malagasy)WikipediaFiteny anglisyMarcos SennaShanghaiSilamo1927Raki-pahalalanaRalaimongo JeanDavid CameronEmperora MeijiXankandiAntesakaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Foko eto Madagasikara26 MartsaTononkaloArsène WengerZelandy VaovaoSeranam-piaramanidin'i London HeathrowBatmanSoisaAdijadyAngatra (aretina)Rambondanitra1922ElisaMarumsco, VirginiaDinan' i VarsoviaBouquemaisonOFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraSahih MuslimGeorges AndriamanantenaHagia SophiaKômonismaRatsirahonana Norbert LalaCharles ThurberLeopold II, mpanjakan' i BelzikaEstôniaEpistilin' i PaolyJames VI and IBakteriaSouclinKilalaoRemiencourt🡆 More