Fenisia

I Fenisia na Foinikia na Foenikia na Foenika dia faritra tamin' ny Andro Taloha izay somary lavalava sy teritery ao amin' ny morontsiraka atsinanan' ny Ranomasina Mediteranea mifanandrifindrify amin' i Libàna ankehitriny.

Nanana halavana mirefy 320 km sy sakany mirefy 25 km fara-fahabeny io faritra io. Ao atsinanana izy dia voasakan' ny tandavan-tendrombohitr' i Libàna. Ao amin' ny sisiny atsimo ny tendrombohitra Karmela, ao avaratra ny renirano Eleotera, izay antsoina hoe Kebir na Ôrônta ankehitriny sady sisin-tany avaratr' i Libàna. Tsy niray i Fenisia fa nizarazara ho tanàna mahaleo tena maro ka ny lehibe aminy dia i Biblôsy, i Sidôna, i Tiro ary i Arvada.

Fenisia
Sarin-tanin' i Fenisia na Foinikia

Jereo koa

Tags:

Andro TalohaArvadaBiblôsyLibanaRanomasina MediteraneaSidônaTirôsy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

64LleidaMandravasarotraBokin' i Isaia.idFaritr'oraBBetsileoTAveloKerala59Kharkiv1976FrantsaSodinaSilamoMohammad Reza PahlaviDonald BitzerTeny malagasy ôfisialySikidyAndriamanitra (tokana)GaliaPaska jiosyAngatra184847Faritra Sava1810Elefanta afrikaninaTetiandro miozolmanaKabary famangianaParker, South DakotaAdy Lehibe FaharoaKambana (fanandroana)SeillonnazMumbaiSalamo faha-221969IemenaDanemarka55AntankaranaFahateraham-baovao (kristianisma)Baolina kitraLohasahan' ny Hantsana Lehibe-2000Pi19Oklahoma City19741991Distrika eto MadagasikaraTaioàna70811953TsadyPanossas42000Epistily ho an' ny EfesianaVitsikaRaminiaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMatoanteny1959Jonathan SwiftFirenena an-dalam-pandrosoanaKabaryJodeaMaily1854🡆 More