Guangxi Beihai

Beihai (amin'ny fiteny sinoa : 北海, Pinyin : Běihǎi, fiteny kantoney : Pakhoi) dia tanàna any atsimon'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi any Sina.

Izy dia faritany misy ny prefektiorany

Beihai
北海
—  Prefecture-level city  —
北海市
Guangxi Beihai
Guangxi Beihai
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Beihai is located in Sina
Beihai
Beihai
Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina
Coordinates: 21°28′N 109°06′E / 21.467°N 109.100°E / 21.467; 109.100
Firenena Sina
Faritany Guangxi
Area
 - Total 1 288,4 sq mi (3 337 km2)
Population (2001)
 - Total 145 000
Time zone Ora sinoa tsotra (UTC+8)
Kaody paositra 536000
Area code(s) 779
Website http://www.beihai.gov.cn/
Beihai (Guangxi)
Sinoa 北海
Dika Avaradranomasina

Tondro

Ny isam-ponina tontaliny (prefektiora) dia 1,45 tapitrisa mponina (fanisana tamin'ny 2001) ; ny isam-ponin'i Beihai ao Guangxi dia 232 200 mponina tamin'ny 2001 ary 305 000 tamin'ny 2006. Roa isan-jato amin'ireo no kristianina.

Ilay tanàna dia manana seranam-piaramanidina iray (kaody AITA : BHY)

Toe-tany

Ny karazan-toe-tanin'i Beihai dia trôpikaly eo amorontsiraka. Ny faritaniny dia voakasiky ny mousson. Ny lohataona any dia antonontonin-kafanana ary mando, ny fahavaratra dia mando be mihitsy, ny fararano sy ny ririnina dia maina be.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

Guangxi Beihai TondroGuangxi Beihai Toe-tanyGuangxi Beihai Jereo koaGuangxi BeihaiFaritanyFiteny kantoneyFiteny sinoaGuangxiPinyinSina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolanaKiantenyMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraTetiandroFitenim-paritra malagasyPetra-kevitraAmbiroaHasina (zavamaniry)EtazoniaKristianisma eto MadagasikaraAsaVaryHenri RatsimbazafyMpilalao baolina kitraMarsa (fajiry)BlaogyFebroaryBetsimisarakaMpampiankina fehezankevitraGaliaFiteny kirgizyFivavahana amin' ny razanaBokin' i JôbaFiteny betsimisarakaTwitterGandhinagarBenedikto any NursiaJodaismaranomasinaOnyFifohazana (kristianisma malagasy)Abdellatif FellainiWiki CommonsMisoriaWordPressAdy Lehibe VoalohanyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRadama VoalohanyFiteny serbaWayback MachineLibertaliaFilazantsara araka an' i MatioKabary famangianaVintana (finoan-drazana malagasy)PôlitikaFandraisanaRepoblika Malagasy1994Tontolo iainanaGoogleFiteny malagasyBagdadFanjakana MitambatraJorge Luis BorgesNy Avana RamanantoaninaVladimir LeninBill PaxtonParagoayJesoaTaonaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyAmbohimangaHypertext Markup Language1776Mpampitohy (fitsipiteny)AnjelySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAnkaraFanahy MasinaFrederick BrooksFiteny sakalava🡆 More