Ambiroa

Ny ambiroa, araka ny finoan-drazana malagasy, dia singa ara-panahy izay inoan' ny Ntaolo malagasy fa maharitra aorian' ny fahafatesana.

Mety hialan' ny ambiroany vetivety ny olona iray ka hanjary ho verivery hevitra na verivery tadidy. Miverina ao amin' ny olombelona ihany ny ambiroa rehefa avy niala tao. Ny tsy fiverenan' ny ambiroa dia miteraka fahafatesana. Azo atao araka izany ny manala ambiroa na mampody ambiroa ny olona iray.

Jereo koa

Tags:

FahafatesanaFinoan-drazana malagasy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AsaTroutdale, OregonVavolombelon' i JehovahPôlitika eto MadagasikaraVezo27 AprilyNina HartleyAhn Jung-hwanFanekem-pinoanaAlakaraboFanandroana helenistika7 JanoaryFahazavanaFilazantsara araka an' i JoanyMachu PicchuMohamadyRakibolanaVikram SamvatStralsundTantaran' i MadagasikaraPrôtônaOlombelonaDouglas EngelbartTodyFanagasianaParáAndriamanitra (ankapobeny)BirikyFiteny indô-eorôpeaninaShizukuishiFahalalahanaEokaristiaSorokaMisoriaLuigi LuiggiAndrew FigguresAkoranafo20 NovambraJoany ApôstôlyTovana (fitsipiteny)2 MeyGeorge EastmanForyParsỳTratraAmarkantakHelmut KohlAntsangaHakitroky ny mponinaBaiboly ôrtôdôksaJud, North DakotaShiliana PesoFitsarana farany3 SeptambraLvivAmbondrombeMpitifitra Tsipìka (fanandroana)Harry PotterEjedaIràna15 Oktobra1860TranonkalaLoza folo tao EgiptaBokin' i MalakiaEorôpaFamoranaPrôtestantisma eto MadagasikaraFanandroana babilôniana1870Epistily faharoa ho an' ny KôrintianaSakramentan'ny fanambadianaFisoronana sy fanalana vintanaRanomasimbe IndianaTempoly Faharoan' i JerosalemaBokin' i Isaia🡆 More