Libertalia

I Libertalia na Libertatia dia repoblikan-jiolahin-tsambo mankasitraka ny fanafoanana ny fanandevozana sady mikatsaka ny fitovian-jo sy ny fandriam-pahalemana, izay voalaza fa niorina na tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17 tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-18 tany amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, teo ambany fitarihan' ny kapiteny James Misson (fanampin' anarana indraindray soratana hoe Mission, ary anarana indraindray soratana hoe Olivier), izay mety ho nisy nandritra ny dimy amby roapolo taona teo ho eo, nefa tsy tena fantatra na zava-misy marina na angano satria tsy misy zavatra sisa hanamarinana izany.

Ny tantaran' ity zanatany ity dia niseho voalohany tao amin' ny A General History of the Pyrate, nosoratan' ny kapiteny Charles Johnson (mety ho solon' ny anarana hoe Daniel Defoe). "Pro deo et liberate" ("Ho an' Andriamanitra sy ho an' ny fahafahana") no teny filamatra nataon' ireo lehilahy ireo, izay nalamina ho repoblika.

Tags:

Asan-jiolahin-tsamboFanandevozanaFandriam-pahalemanaMadagasikaraRepoblika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

PoaceaeBiôgrafiaFilazantsara araka an' i JoanyOmbyEorôpaAfrikaAziaAmerika LatinaFiteny malagasyRepoblika MalagasyAntesakaForyFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaOurenseAmbiroaTovona (fitsipiteny)Fanonganam-panjakanaMerinaAlakaraboTwitterApôkalipsy voalohan' i JakôbaEtikaDokuWikiFahaterahanaFilazantsara araka an' i MarkaSamuel RatanyVaryRFiteny kôreaninaISO 4217Tontolo iainanaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraMDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AntananarivoEtazoniaTokantranoFanekem-pinoana apôstôlika03 janvier 2016RangitaVolamakaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyKristianisma eto MadagasikaraBaraEvanjelin' i BarnabàGoavy (zavamaniry)AhidamboFiangonana Loterana MalagasyKofi AnnanHRajoelina AndryConteville-lès-Boulogne1167ZairaBoky voalohan' ny MakabeoM.I.A.Michael JacksonBaiboly katôlikaJeôgrafian' i MadagasikaraOhabolanaAbidy malagasyAlohotsyFanahy Masina (kristianisma)Fivavahan-drazana malagasyTendrontany AvaratraSoratra MasinaSokelaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankina🡆 More