Faritra Atsimo-Andrefana

Ny Faritra Atsimo-Andrefana no faritra lehibe indrindra amin' ny velarantany eto Madagasikara izay any amin' ny tapany atsimo andrefan' ny Nosy.

Faritra Atsimo-Andrefana
- Faritra Atsimo-Andrefana
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Atsimo-Andrefana Madagasikara
Faritany Toliara
Renivohi-paritra Toliara
Distrika 9
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 66 236 km2
Isam-ponina 1 799 088 mpo.
Hakitroky ny mponina 27,16 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ao amin' ny Faritanin' i Toliara no misy azy. Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy, izay mitsinjara kaominina mihoatra ny 100.

Faritra Atsimo-Andrefana
Toliara

Distrika sy kaominina

Distrika

Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy:

Kaominina

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary)

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha: Behisatra, Bemavo, Beroroha, Fanjakana, Mandronarivo, Marerano, Sakena, Tanamary, ary Tanandava.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe: Ambahikily, Ankatsakatsa Sud, Antanimeva, Antongo Vaovao, Basibasy, Befandefa, Befandriana Sud, Morombe, ary Tanandava Station.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha: Sakaraha, Ambinany, Amboronabo, Andamasiny Vineta, Andranolava, Bereketa, Mahaboboka, Miary Lamatihy, Miary Taheza, Mihavatsy, Mitsinjo ary Mikoboka.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara I

Tsy manana afa-tsy kaominina tokaana ny Distrikan' i Toliara I, dia ny Kaomininan' i Toliara.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II: Ambohimahavelona, Ambolofoty, Analamisampy, Andranovory, Ankililoake, Ankilimalinike, Antanimena, Beheloke, Behompy, Belalanda, Mandrofify, Manombo Sud, Marofoty, Maromiandra, Miary, Milenaka, Mitsinjo Betanimena, Ianantsony (Saint Augustin), Soalara, ary Tsianisiha.

Lova voajanahary

Ao Atsimo-Andrefana no ahitana

  • Tahirin-javaboarin'i Beza Mahafaly
  • Valan-javaboarin'i Zombitse-Vohibasia
  • Valan-javaboarin'i Tsimanampetsotsa
  • Valan-javaboarin'i Nosy Ve-Androka

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Disy aman-dalàna

Tags:

Faritra Atsimo-Andrefana Distrika sy kaomininaFaritra Atsimo-Andrefana Lova voajanaharyFaritra Atsimo-Andrefana Jereo koaFaritra Atsimo-Andrefana Rohy ivelanyFaritra Atsimo-AndrefanaFaritanin' i ToliaraFaritra eto MadagasikaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tsirinteny sara-droaLisitry ny gazety ao MadagasikaraTantaran' i EtazoniaHasina (hery tsy hita maso)Fanandroana malagasyAndrianaSabata (jiosy)Fiteny hebreoEzraJohn DaltonFanalana faditraNazaretaTodyFahefana mpanatanterakaWiki CommonsFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFotoanaMpaminanySolombavambahoakaVoahiranaAnthiyurSiansaTetiandroBrexitFanjakan' ImerinaNikôtininaTantaran' ny kristianismaSoratraTolom-bahoaka tamin' ny 1947Le BouscatSaint-Clément, AisneArabia Saodita31 MartsaFanjakan' i Israely (mitambatra)Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFanambadianaSampan-tenyElliot ShevelBokin' i IsaiaRepoblika MalagasyTondra-dranoMa Ying-jeouZanatenyIngosetiaAndriamasinavalonaFanekem-pinoana apôstôlikaQIT Madagascar MineralsMeyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSilamoTantaraPetra-kevitraFivavahana eto MadagasikaraSikidy malagasyPraiminisitra malagasyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Bokin' ny OhabolanaHoratio Nelson2012Paiso (voany)Luciano SpallettiMpampiankina fehezankevitraBokin' ny mpaminany (Baiboly)Havatsa-UPEMDagestànaHasinaEpistily nosoratan' i JakôbaMarovatoAndrianampoinimerinaFaritany eto MadagasikaraFaritanin' AntananarivoAlakaraboMpampiankin-teny🡆 More