I Alpha Condé dia mpanao pôlitika gineana, mpanoratra teraka tamin' ny 4 Marsa 1938.
Alpha Condé | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Alpha Condé | ||
Teraka | 4 Martsa 1938 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Izy no filohan' ny Repoblikan' i Ginea nanomboka tamin' ny 21 Desambra 2010 ka hatramin' ny 5 Septambra 2021.
Ny vadiny dia Djene Kaba Condé.
Tamin' ny 5 Septambra 2021 dia nisy fikasana fanonganam-panjakana natao hamelezana ny fitondran' ny Alpha Condé.
Tamin' ny 9 Desambra 2022, ny Tahirim-Bolan' i Etazonia dia namoaka lisitr' olona maherin' ny efapolo nokendrena tamin' ny sazy noho ny kolikoly sy ny fanitsakitsahana ny zon' olombelona. Anisan’ ny lasibatry ny Office of Foreign Asset Control (OFAC), rafitra mifehy ny vola ao amin’ ny Departemantan’ ny Tahirimbolam-panjakana, i Alpha Condé.[1].
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Alpha Condé, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.