Android

Android dia mpandrindra milina ho an'ny finday ampiasaina amin'ny smartphone, solaitra, PDA ary famantaranandro marani-tsaina.

Izy io dia mpandrindra milina open-source izay mampiasa ny voa Linux. Ny mpamoaka an'io mpandrindra milina io dia orinasa madinika nitovy anarana ary novidian'i Google tamin'ny 2003. Ankoatra ny finday dia ahitana an'i Android ireo fitaovana hafa toa ny fahitalavitra, famantaranandro famohazana, famantaranandro, radiô amin'ny fiara ary koa fiarakodia.

Android
Android smartphone

Tantara

Fototro sy ny fandrosoany

Fiasany

Jereo koa

Android 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Android TantaraAndroid FiasanyAndroid Jereo koaAndroidFamantaranandro marani-tsainaFindayGoogleLinuxMpandrindra milinaRadiôSmartphoneTeleviziona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

19 AogositraTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaPoopyMadagasikara zanatany frantsayBahaismaEndolzansyVietnamyApôkrifan' i JakôbaHermann Hesse1885Saoly1866Arkônta (gnôstisisma)SolosainaRosiaFanalan-jazaKabary am-panambadianaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoJodaismaKelsôsyAmpiposahana (faritra)Ady Lehibe VoalohanyJames Dewey Watson1963VyDesambraThomas MannArjentinaRepoblika MalagasyRanomasimbe PasifikaPenguinFoko eto MadagasikaraOmbyKanônan' ny BaibolyWayback MachineGordie Howe1977Adama sy EvaAntandroyPôlitikaMpisolo fotoanaTohu wa-BohuPneomatôlôjiaBridgette KerkoveAostraliaRongonyFiteny indônezianaRégis Rajemisa RaolisonSorona masinaDemôkrasiaKilamba-KiaxiIamblikôsyMpampiana-dalànaLahatra (finoana malagasy)FrantsaFambolenaApôkalipsin' i StefanaKabary tera-baoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Boky protokanonikaFanambadianaJesoaFomban-drazanaKôràVintana🡆 More