Euro

Ny euro dia ny sandam-bola oôfisialin' ny firenena mpikambana 20 ao amin' ny Vondrona Eorôpeana, ary vola tokana sy iraisan' ireo firenena 20 ireo.

Ny fikambanan' ny firenena rehetra mampiasa ny vola euro dia atao hoe Faritra Euro.

Euro
Euro

Ankoatran' ny firenena ao amin' ny Faritra Euro, misy firenena ao Eorôpa mampiasa ilay sandam-bola na dia tsy vola ôfisialy any aminy aza ny euro, i Môntenegrô sy i Kôsôvô ohatra dia mampiasa azy, noho ny fianjadian' ny Faritra Euro.

Euro
Euro 2023      firenen'ny faritra euro (20)      firenena mpikambana ao amin'ny VE sy ny MCE II (2)      firenena mpikambana ao amin'ny VE fa any ivelan'ny MCE II (5)      firenena hafa mampiasa ny euro (2)
Euro
Euro

Ny euro dia nanomboka niasa tamin' ny taona 1999 ary nandimby ny ECU (European Currency Unit), sandam-bola eorôpeana noforonina tamin' ny taona 1979. Ankehitriny, izy izao no sandam-bola faharoa miasa indrindra eto an-tany ary voalohany amin' ny isan' ny vola taratasy voaprinty (610 miliara euro).

Euro
Euro

Jereo koa

Euro 
Ny taham-panakalozana euro/dollar ny taona 1999-2011

Rohy Ivelany

Euro 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritra euroSandam-bolaVondrona Eorôpeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntanosyAl-ShahrastaniJean-Joseph RabeariveloVohitr' andrianaAbu Mansur al-BaghdadiFanekem-pinoana apôstôlikaPôlitika eto MadagasikaraEndolzansyVaryHijraÔbadiaMpisolo manontanyFiteny samôrôAndringitraRadama VoalohanyAnolakaTongotraFamoronana (finoana sy fedrà)GabônaVatohandrinaKinshasaVorombolaAmpiposahana (faritra)Kôlômbia633Mpampiana-dalànaJoro(105416) 2000 QY161Hendersonville, TennesseeVirjiniaLovantsofinaNederlandyKapveraAfrika AfovoanyTambintenyTetiandroMozikaBaiboly prôtestantaIreneo avy any LogdanomaAlarobiaSugar Land, TexasAziaEjiptaZavamaniryBatisaNorman BorlaugDokotraGoogleIsa voasainaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBoky ara-tantara (Baiboly)Apôkrifan' i JoanyFanafodyHermann HesseAdy MangatsiakaBanto (vahoaka)WLoksemborgaAdizaozaTantaran' i MadagasikaraEnzo FerrariApôkrifan' i JakôbaAnaranaFiteny afrikansaTranonkala🡆 More