Java: Kilalao mahafinaritra atao amin'ny alalan'ny finday avo lenta na koa solosaina...

I Java dia nosin' i Indônezia ao amin' i Insolindia, izay tondrahan' ny Ranomasimbe Indiana ao atsimo sy ny Ranomasin' i Java ao avaratra, hodidinin' i Somatra ao avaratra-andrefana, ny nosy Baly ao atsinanana ary i Bôrneô ao avaratra.

Atao hoe Jawa izy amin' ny teny indôneziana. Misy mponina manodidina ny 150 tapitrisa izy (60 %n' ny Tambanosin' i Indônezia), ka izy no nosy be mponina indrindra eto an-tany. Mahatratra 1 000 km ny halavany ary 128 300 km2 ny velerany miaraka amin' ny nosy manakaiky azy atao hoe Madora sy ny nosy madinika maro hafa koa. Ny toetany misy ao aminy dia toetanim-pehibe. Ao amin' ny morontsiraka avaratr' i Java ao amin' ny ilany andrefana no misy an' i Jakarta renivohitr' i Indônezia.

Java: Kilalao mahafinaritra atao amin'ny alalan'ny finday avo lenta na koa solosaina...
Sarin-tany maneho ny nosy Java, any Indônezia

Jereo koa

Tags:

BôrneôIndôneziaInsolindiaJakartaRanomasimbe IndianaRanomasin' i JavaSomatraTambanosy IndônezianaTeny indôneziana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1886Aurora, ColoradoFakam-panahyBrexit1914Volafotsy13Lohasahan' ny Hantsana LehibeGetsemaneHans Christian Ørsted21Tantaran'i MadagasikaraSeti IHetraXTetiandro sinoa25Ady Lehibe FaharoaTranonkalaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)MikeaSingaporoJapànaOsy1918Wayback MachineAndriamanitra (finoan-drazana malagasy)Parker, South DakotaRanoPaska jiosyAnarana88Katara99Bangladesy1834.idFitodika mpamari-toe-javatra1 Aprily-2000GaliaCaptain FlamingoNBokin' i JôelaTaioàna701905AtenaTaonjato411868AlahamadyWEspainaAutricourt3 JanoaryDidy FoloAtibaiaJChristopher McQuarrieAntankaranaFararanoCompertrixRômaDokuWikiRaminiaFangitra ara-jeografiaJenna HazeY1969Ján ĎuricaNosyAndriamasinavalonaTantara ny Andriana eto MadagasikaraSikidySatanaAndriamanitra (tokana)🡆 More