Tetiandro Sinoa

Ny tetiandro sinoa dia tetiandro manara-bolana sy masoandro ka ny volana iray dia manomboka amin' ny fahatsinan' ny Volana ary ny iray taona dia ahitana volana roa ambin' ny folo na indraindray telo ambin' ny folo.

Araka ny lovantsofina dia ny "Emperora Mavo" no namorona ny ny tetiandro sinoa voalohany tamin' ny taona 2637 tal. J.K. ka nampiharina hatramin' ny taona nahaterahany (2697 tal. J.K.) na ny taona nitsaihany (2698 tal. J.K.) izany

Ny tantsaha no mampiasa bebe kokoa ny tetiandro sinoa mba hiatrehany ny asa fambolena ara-potoana sy hanaovany ny fety nentim-paharazana na ara-pivavahana toy ny taom-baovao sinoa na ny fetin' ny antsasaky ny fararano. Ny fanadroana sinoa koa dia avy amin' ny tetiandro sinoa.

Ny mponina sinoa tsy isan' ny foko hàna dia manana ny tetiandro azy manokana izay mbola ampiasain' ny vahoaka vitsy anisa ao amin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina mba hamaritany ny fotoana tokony hankalazany fety.

Jereo koa

Antokon-kintan' ny zôdiaka sinoa:

Tags:

TaonaTetiandroTetiandro manara-bolana sy masoandroVolanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1977Vikram SamvatZafy Albert6 MartsaPas-de-CalaisLamosinaAdy Lehibe FaharoaVorontsilozaBaolina kitraMozika malagasyTantara1937Fitoriana ny filazantsaraSakhalinSilamoBâburW8 FebroaryTetiandro malagasyWiki CommonsMagmaFamadihanaFiteny indô-eorôpeaninaImerina-Ambaniandro21 JanoaryLisitry ny filohan' i MadagasikaraFiteny betsimisaraka avaratraHavatsa-UPEMKristyBokin' i HenôkaBetsileoPhnom PenhFirenenaKanônan' ny BaibolyEtazoniaLalàmpanorenan' i MadagasikaraAmedeo AvogadroAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraVondrona EorôpeanaJodaismaFanjakana InkaFaraoPaskaValan-javaboarin'i NamorokaVolanaFosaRanavalona IIEjeda1 JonaParsỳ900Liliane de KermadecCanoasTobilehibe AnkaramalazaTempoly Faharoan' i JerosalemaFahaleovantenaOzbekistànaNina HartleyBokin' i EzekielaAlahasatyWikiTaboryFaminanianaKristianisma eto MadagasikaraBeaumont-de-Lomagne5 MeyAdy MangatsiakaISO 4217Fanjakan' AndriamanitraAmphibiaRobert SchumannFiteny araboEvanjelisma🡆 More