Bôrneô

I Bôrneô dia nosy ao Azia Atsimo-Atsinanana (na Insolindia).

Izy no nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany raha ny velerany no heverina (izay mahatratra 743 330 km2) aorian' i Aostralia sy i Groenlandy ary i Ginea Vaovao. Misy mponina mihoatra ny 20 tapitrisa ny ao ka 27 mp/km2 ny hakitroky ny mponina mifandraika amin' izany. Ny mpiteny malay-indôneziana sy filipino ary javaney dia miantso an' io nosy io hoe Kalimantan. Firenena telo no mizara ny tanin' i Bôrneô, dia i Broney sy i Malezia ary i Indônezia ao atsimo. Ny 3 %n' ny velaran' io nosy io dia an' i Indônezia.

Bôrneô
Ny nosy Bôrneô

Jereo koa

Tags:

AostraliaAzia Atsimo-AtsinananaBroneyFiteny filipinôFiteny javaneyFiteny malayGinea VaovaoGroenlandyIndôneziaInsolindiaKalimantanMalezia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Paoly (apôstôly)Bôlivia1973Tendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaOmby1993FanagasianaTetiandro litorjika kristianaKônsily Vatikàna IIApôkalipsin' i StefanaAdy Lehibe FaharoaBanto (vahoaka)MalakiaFototenyQaemiyehFiteny estônianaMisterin' ny PaskaBaibolyMalagasy (vahoaka)Lee TrevinoAfrikaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFilipinaMartin CooperSamôaFady (malagasy)Vavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Fifohazam-panahy lehibeFanonganam-panjakanaZafimaniryFivarotana andevo2005RainilaiarivonyWiki FoundationAntandroy23 JonaOlombelonaAbbas Ibn FirnasSihanakaRuhollah KhomeiniFiteny malayKiantenyAkademia MalagasySakalavaArkôntikaArabia SaoditaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)SiansaJôbaSoratraTobilehibe FarihimenaFiteny bielôrosianaSikidy malagasyMistery masinaKameronaSôfia (gnôstisisma)Pistisy SôfiaAlex Rodrigo Dias da CostaNinheiraSaryBokin' i DanielaFahitalavitraVazimbaFifandraisan-davitraArthur C. ClarkeRosiaSoson-drivotraIzeharaBetsimisarakaTranonkalaTendrontanyJodaisma🡆 More