Sarivongan' Ny Fahafahana

Ny Sarivongan' ny Fahafahana (anglisy: Statue of Liberty) dia sary sokitra neôklasika goavambe eo amin' ny nosy Liberty Island (Nosy Fahafahana) ao amin' ny seranan-tsambon' i New York any Etazonia.

Ity sarivongana varahina ity, izay fanomezana avy amin' ny vahoakan' i Frantsa ho an' ny vahoakan' i Etazonia, dia noforonin' ny mpanao sary sokitra frantsay Frédéric Auguste Bartholdi ary ny rafitra metaly dia naorin' i Gustave Eiffel. Notokanana tamin' ny 28 Ôktôbra 1886 ilay sarivongana.

Sarivongan' Ny Fahafahana
Sarivongan' ny Fahafahana

Tags:

188628 OktobraEtazoniaFiteny anglisyFrantsaGustave EiffelNew YorkSokitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ampiposahana (faritra)Fiteny malagasyMenalambaFamakafakana ny BaibolyPaska jiosyBiôgrafiaAfrika AfovoanyFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaFanekem-pinoana nikeanaOhabolanaFiainan-tsi-hita (kristianisma)Fabio CannavaroFandroahana fanahy ratsyDiana, Andriambavin'i ValesaFiteny araboAlexandre Ier de RussieAntônio de Oliveira FilhoFiangonana Loterana MalagasyYom KippurVassily KandinskyAraripeMinneapolisEmperora CixiMokubiloWikibolana1944Wiki CommonsLalan-jazaMananasy (kaominina)ZivaGdańskAmbohimangaRachel WeiszFiteny litoanianinaFaritra AnalanjirofoTaom-baovao sinoa1989Fairmont, MinnesotaVato RosettaAngatra (aretina)Michael JordanIbn MajahGeorge Frideric HandelVaryTorkiaForyAsiriana (vahoaka)Gregoriosy avy any NisaSina (lohateny mitovy anarana)Ridley ScottFamoranaStonehengeJiosy malagasyBanky Iraisam-PirenenaAbu Dawud al-SijistaniSiansaMatteo BobbiSunan ibn MajahRazana (finoana malagasy)Puerto RealMuslim b. al-HajjajJapànaHerinandro MasinaEjiptaWayback MachineAsaSinôgramaJa'far al-SâdiqBritaina Lehibe🡆 More