Kônstantinôpôlisy

I Kônstantinôpôly na Kônstantinôpôlisy na Kônstantinôpla dia tanàna naorin' ny emperora Kônstantino I (306-337) tamin' ny taona 330 teo amin' ny toerana niorenan' i Bizantioma (na Bizansa) hatramin' ny faharavany tamin' ny taona 1453, renivohitry ny Empira Rômanan' ny Atsinanana.

Amin' ny teny latina dia atao hoe Constantinopolis, ary amin' ny teny grika dia Κωνσταντινούπολις / Kônstantinoúpolis fa amin' ny teny tiorka ôtômàna kosa dia قسطنطینیه / Kostantiniyye.

Kônstantinôpôlisy
Sarintanin' i Kônstantinôpla tamin' ny vanim-potoana bizantina, mifanitsy amin' ny Distrikan' i Fatih ankehitriny any Istanbul

Lasa renivohitry ny Empira Ôtômàna izy tamin' ny taona 1923, nefa ny renivohitr' i Torkia ankehitriny dia nafindra any Ankara.

Tamin' ny taona 1930 dia novana ho Istambul ny anarany. Ankehitriny i Istambul dia ahitana mponina 15 tapitrisa any ho any sady misy ny foiben' ny Patriarkatan' i Kônstantinôpôly, izay hany sisa ahatsiarovana ny Empira Bizantina.

Tags:

BizantiomaFiteny grikaFiteny tiorka ôtômanaKônstantino ITeny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baskin-RobbinsFenoarivo AtsinananaAlahamadyFiarahamoninaWikipediaBetsileoSiriaAndriamaneloFilôzôfiaAzôtaGuangdongHaintanyBokin' ny GenesisyFanalana faditraFaribolana SandratraFokom-pirenen' i IsakaraAnjely potrakaAlahasatyFivavahan-drazana malagasyGoogleAsorotanyAndry RajoelinaGanàTestamenta TalohaNekô IIFanatitra1188MôralyEvanjelismaBokin' i IsaiaFivavahana amin' ny razanaMarovatoFehezantenyAhidamboJohann Balthasar NeumannElefantaFanagasianaRy Tanindrazanay malala ôJesoa araka ny kristianismaIsmaelaISO 3166-1Rafi-pitantanam-piangonanaTaom-baovao malagasyFamoranaFatranaRabibyAntesakaZanabintanaAfrika AfovoanySokajin-tenyBokin'i HenokaKalandrie sinoaFaritra Atsimo-AndrefanaTetiandro etiopianaAmbaliha (Ambanja)Silamo1700Volana (fotoana)KabaryAndrianampoinimerinaAVoanihoFifohazana (kristianisma malagasy)WFokom-pirenen' i EfraimaRadama IIMediaWikiLibàna🡆 More