Geneva

I Geneva dia tanàna soisa any amin' ny farany atsimo-andrefan' ny farihin' i Geneva na farihy Leman.

Izy no tanàna faharoa be mponina indrindra any Soisa aorian' i Zurich, ary renivohitr' ilay Repoblika sy kantôn' i Geneva. Tamin' ny 1 Janoary 2019 izy dia nisy mponina 201 818 tao amin' ny valaran-tany mirefy 16 km2, saingy tamin' io daty io ihany, ny faritry ny tangoron-tanànany nofaritan' ny Eurostat sy ny Ofice Fédéral de la Statistique (OFS) araka ny fomba fiasa amin' ny faritra an-tanàn-dehibe, izany hoe ny fivondronan' ny tanàna sy ny manodidina miampita sisin-tany, dia nisy mponina 1 032 750 tao amin' ny velarana mirefy 2 292 km2, mampitohy an' i Soisa sy Frantsa.

Geneva
I Geneva

Tags:

FrantsaSoisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bokin'i HenokaSoavalyTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaRepoblika Demôkratikan' i KôngôTerakaLondon Missionary SocietyAdy Lehibe FaharoaMasoandroFiteny kantôneyRanavalona IIMôralyPentekôstaMpisolo tena (fitsipiteny)11 AprilyTenim-pinoanaFiangonana zandrinyDemôkrasia23 AprilyTsimihetyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyAntanosyAurangzebParakyFanekem-pinoana nikeanaBaraMahafalyFameno (fitsipiteny)Akoho1900Tontolo iainanaNizeriàFokom-pirenen' i IsraelyKabaryFanavakavaham-bolon-koditraSiméon RajaonaAndron'ny TanyKabary am-panambadianaJiosySalamo faha-42Georges AndriamanantenaEmperora CixiEkiomenismaSikidy malagasyFiteny indônezianaSamboMeksikaBaskin-RobbinsTodyAndrianaFamoranaSøren KierkegaardTrombaHavatsa-UPEMHazolahyPio XNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFifandimbiasana apôstôlikaAntesakaPoaceaeFiteny antandroyJRay aman-drenyAmbaliha (Ambanja)ZanabintanaAsombolaKalandrie sinoaNosy LonjoAfrikaGoogleMpisolo manondro🡆 More