Fiteny Tagalôga: Fiteny

Ny fiteny tagalôga dia fiteny tenenina any amin' ny tapany avaratr’ i Filipina, ao amin’ ny faritra manodidna ny renivohitr’ i Filipina, Manila, ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrônezianina.

Tagalôga
Wikang tagalog

Isan'ny mpiteny 22 tapitrisa (nibeazana), 65 tapitrisa (teny voalohany+faharoa)
Faritany Fiteny Tagalôga: Fiteny Filipina
Sata Teny ofisialy any Filipina (Filipino)

Io fiteny io dia fiteny niavian’ ny fiteny filipinô, izay fiteny ôfisialin’ i Filipina. Olona 20 tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’ io fiteny io ary ny isa manontolon’ ny olona miteny tagalaoga (sy filipino) dia misy eo amin’ ny 90 tapitrisa eo ho eo.

Ny fiteny filipinô dia fiteny ao amin’ ny vondrom-piteny aostrônezianina izay vondrom-piteny misy ny fiteny maley-indônezianina ary fiteny malagasy. Ny fiteny tagalaoga no anisan' ny fiteny aostrônezianina be mpiteny indrindra, aorian' ny fiteny malay-indônezianina sy ny fiteny javaney.

Vokatry ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona dia betsaka ny voanteny tagalaoga avy amin' ny fiteny espaniôla.

Tags:

Fianakaviam-piteny aostrônezianaFilipinaFiteny filipinôFiteny ôfisialyManila

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Aleksandra LehibeBahaismaSinôgrama1887QDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)JodasyValve CorporationFiteny sakalavaWiki FoundationJean-Joseph RabeariveloMpanoritraFilôzôfiaAdizaoza1946SaretyFJesoa araka ny kristianismaArabia SaoditaAterinetoQIT Madagascar MineralsFaritra Atsimo-AndrefanaFambolenaFivavahan-drazana malagasyFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeNZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaRenivintanaTohu wa-BohuJesoaAlikaApôkalipsy faharoan' i JakôbaFiteny antesakaLee TrevinoNinheiraWashingtonRSSAsa AkiraFanafodyMediaWikiVanim-potoana kristianaFilaza mandidyWikibolanaFanjanahantanyToekaren' i MadagasikaraKristianinaAljeriaFifanakalozan-kevitry ny MpamonjyLisitry ny gazety ao MadagasikaraAndringitraBernard Renau d'EliçagarayTovana (fitsipiteny)ZanadralamboPatrick EbertFifandraisan-davitraRainilaiarivony(105416) 2000 QY161Mozika malagasySaonjoHossein SadaghianiAndriamanitra RayFototenyAdy an-tranoSarielaFanjakan' i MenabeOlombelonaWuhanApôkrifan' i JoanyAndriamasinavalonaParashaMisterin' ny PaskaJorge González🡆 More