Fiteny Romantsa

Ny fiteny romantsa (rumantsch) dia fiteny tenenina any Soisa.

Heverina fa eo amin' ny enina alina eo ho eo no isan' ny olona miteny io fiteny io; kely anefa izany isa izany raha oharina amin' ny isan' ny mponin' i Soisa, ka na dia izany aza dia manana sata ôfisialy foana io fiteny io ao Soisa.

Fiteny Romantsa
Ny fiteny romantsa ao amin' ny kantôan' i Grisons
     Alemàna      Romantsa      Italiana

Ny faritra misy olona miteny ny fiteny romantsa dia ao amin' ny kantôan' i Grisons. Anisan' ny fiteny ôfisialin' io kantôa io ny fiteny romantsa ary anisan' ny fiteny ôfisialy sy fitenim-pirenen' i Soisa.

Tags:

Fiteny ôfisialySoisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MayotteSaonjoFilazam-potoana (fitsipiteny)Fahaizana mamaky sy manoratraVoromailalaWiki FoundationAbdellatif FellainiKataraAostraliaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AmbositraPrôtestantismaLiga araboTorkmenistànaFiteny ingrianaRepoblika Demôkratikan' i KôngôFamadihanaFaritra AnosyFaritra Atsimo-AndrefanaZebraMounir Aziz DaoudAdy Lehibe VoalohanyRepoblikan' i KôngôToyotaAbidy latinaSamboArktikaFahaleovantenaAkohoDrônaSiriaFanahy (kolontsaina malagasy)Jôsia (mpanjakan' i Jodà)BlaogyAsombolaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraFokom-pirenen' i SimeônaPoaceae1940Ry Tanindrazanay malala ôToekaren' i MadagasikaraJean-Joseph RabeariveloBanto (vahoaka)Mpisolo (fitsipiteny)AlikaJesoaFanahyStridônaMenalambaFitampohaZavaboaryFiteny kantôneyPio XFiarahamoninaFiteny frantsayISO 3166-1LoteranismaSômaliaJônà (mpaminany)AntiôkiaZivaMickey MousePio VGregor MendelFiteny malagasyAsorotany🡆 More