Ny Distrikan' i Betioky-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara.
Distrikan'iBetioky Atsimo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 306 859 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliary | |
Faritra | Atsimo-Andrefana |
I Betioky no renivohiny.
Ireto ny kaominina miisa 32 mandrafitra ny Distrikan' i Betioky Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Atsimo I, Atsimo II, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Efoetsy, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Distrikan' i Betioky-Atsimo, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.