Bamban-Tsiriana

Ny bamban-tsiriana dia fitambaran-javamaniry hita eo amin' ny toerana iray.

Avahana ny bamban-tsiriana voajanahary izay ahitana zavamaniry maniry hoazy, sy ny bamban-tsiriana nataon' olombelona ahitana zavamaniry novolena. Misy ny maniry an-tanety, ny maniry an-dranomasina, ny amaniry an-dranomamy sns. Ny bamban-tsiriana dia mitana anjara toerana lehibe amin' ny famokarana sy ny fiarovana ny tany sy ny zezi-pako, ny tsingerin' ny karbôna ary ny famokarana ôksizenina.

Bamban-Tsiriana
Bamban-tsiriana

Tags:

RanomamyRanomasinaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AmbohimangaHaisoratraFiarahamoninaZavaboaryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraWikimaniaEpifaniaVoanihoMicrosoft WindowsTendryAnjelôlôjiaTsimihetyFokom-pirenen' i IsakaraAfrika AfovoanyFiangonana zandrinyKabaryAntankaranaSiansaDemôkrasiaDokuWikiEmpira BizantinaMaaniany (vahoaka)FanjanahantanyKataraKuroisoNekô IIAntanosyAzia Atsimo-AtsinananaVy Vato SakelikaFiteny espaniôlaZon' olombelonaJimmy WalesEvekaFanekem-pinoana apôstôlikaSôdômaLalànaTrombaFilazantsara araka an' i MatioAndriamangariraTorkiaFamadihana1862MetodismaBill ClintonThéophile SeyrigSorona masinaFahefana Avon' ny TetezamitaFiteny malayFivavahana eto MadagasikaraNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraRasoherinaVeliranoPaoly (apôstôly)KameronaFaritra Atsimo-AtsinananaLiga araboAsa AkiraFivarotana andevoBaibolyVazimba1901KilalakyAlarobiaWayback MachineAsaAngatra (aretina)EkiomenismaTetiandro etiopianaRepoblika Demôkratikan' i KôngôRavalomanana MarcFanekem-pinoana nikeana🡆 More