Ranomasina

Valim-pikarohana ho an'ny « Ranomasina » — Wiki Ranomasina

Misy pejy mitondra anarana « Ranomasina » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Ranomasina
    manontolo. Ranomasina Mediteranea Ranomasina Avaratra Ranomasina Maty Ranomasina Baltika Ranomasina Mena Ranomasina Mainty Ranomasina Adriatika Ranomasina Kaspiana...
  • Vignette pour Ranomasina Maty
    Ny Ranomasina Maty dia farihy masira ao Palestina any Atsinanana-Akaiky eo anelanelan' i Jôrdania sy i Israely any andrefana. Mivarina ao aminy ny ony...
  • Vignette pour Ranomasina Adriatika
    Ny Ranomasina Adriatika dia sampan'ny Ranomasina Mediteranea, eo anelanelan'ny Saikanosy Italiana sy ny Saikanosy Balkanika. Ranomasina...
  • Vignette pour Ranomasina Mediteranea
    Ny Ranomasina Mediteranea dia ranomasina any atsimo-andrefan' i Eorazia, ary ranomasina any avaratr' i Afrika. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana...
  • Vignette pour Ranomasina Mainty
    amin' ny alalan' ny Ranomasina Egea sy ny Ranomasina Mediteranea ilay ranomasina. Ny ranomasina hafa mifandray amin' ny Ranomasina Mainty dia ny Ranomasin'...
  • Vignette pour Ranomasina Baltika
    Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa. Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina...
  • Vignette pour Ranomasina Mena
    Ny Ranomasina Mena (amin' ny fiteny arabo Bahr el-Ahmar na البحر الأحمر) dia ranomasina an-kôntinenta eo amin' ny lemaka be velarana Indô-pasifika eo anelan'...
  • Vignette pour Ranomasina Kaspiana
    Ny Ranomasina Kaspiana dia ranomasina ao Azia Andrefana ivarinan'ny ony Volga. Tsy mifandray amin'ny ranomasina hafa izy fa mitokana anaty tany, ka ao...
  • Vignette pour Ranomasina Avaratra
    Ny Ranomasina Avaratra dia singan'ny Ranomasimbe Atlantika. Any avaratr'i Eoropa no misy azy, manana velarana-na 575 000 km2 izy Betsaka ny sambo mandeha...
  • Vignette pour Ranomasina Egea
    Ny Ranomasina Egea dia ranomasina anaty tany ao amin'ny lembalemba mediteraneana eo anelanelan'i Eoropa sy Gresy ao andrefana, sy i Azia sy i Torkia ao...
  • Vignette pour Ranomasina Karaîba
    Ny Ranomasina Karaîba na Ranomasin' ny Karaîba na Ranomasin' ny Antilia dia ranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika, ao atsinanan' i Amerika Afovoany...
  • Vignette pour Ranomasin'i Ligoria
    Ranomasin'i Ligoria (fihodinana avy amin'i Ranomasina Ligoriana)
    Ranomasina Ligoriana na Ranomasina Ligoria dia ranomasina amin'ny sisin-tanin'i Ligoria. Ampahan'ny Ranomasina Mediteranea sahala amin'ny Ranomasina Tireniana...
  • Vignette pour Ranomasina Iôniana
    Ny Ranomasina Iôniana dia sampan' ny Ranomasina Mediteranea izay manasaraka an' i Gresy sy i Albania amin' ny Saikanosy Italiana sy i Sisilia. Mifampitohy...
  • Vignette pour Haavon'ny ranomasina
    Ny haavon'ny ranomasina (MSL, matetika nohafohezina amin'ny haavon'ny ranomasina antonony) dia salan'isan'ny haavon'ny iray na maromaro amin'ireo vondron-drano...
  • Ny soratanam-piraketan' ny Ranomasina Maty, izay atao hoe soratanam-piraketan' i Komràno, ny soratanan' ny Ranomasina Maty na soratanan' i Komràno, dia...
  • Vignette pour Ranomasin' i Marmara
    Ranomasin' i Marmara (fihodinana avy amin'i Ranomasina Marmara)
    Marmara dia ranomasina hita eo anelanelan' i Eorôpa Atsinanana sy i Azia Minora (na Anatôlia) izay mampitohy ny Ranomasina Mainty amin' ny Ranomasina Mediteranea...
  • Ny Ranomasina Tireniana dia ampahan'ny Ranomasina Mediteranea izay miendrika telolafy voafaritr'i Kôrsa sy i Sardinia (na Sardaina) ao andrefana ary ny...
  • Vignette pour Vahoakan' ny Ranomasina
    Ny Vahoakan' ny Ranomasina dia vondron' olona samihafa tamin' ny Andro Taloha izay tonga avy teny an-dranomasina mba hanafika indroa fara fahakeliny, ny...
  • Vignette pour Ranomasin' i Azov
    Ranomasin' i Azov (sokajy Ranomasina)
    Азо́вське мо́ре, Azovs'ke more;), dia ranomasina lehibe eo anelanelan'i Okraina sy Rosia. Ranomasina miray amin'ny Ranomasina Mainty amin'ny alalan'ny Andilan-dranomasin'i...
  • Vignette pour Farihy Tiberiada
    Farihy Tiberiada (fihodinana avy amin'i Ranomasina Galilia)
    Ny Farihy Tiberiada na Farihy Tiberiasy na Ranomasina Galilia na Farihy Genesareta na Farihy Jenezareta na Farihy Kinereta dia farihin-dranomamy ao avaratra-atsinanan'...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JôbaModesto, KaliforniaParadisa (silamo)Ranavalona IIIAratra19252006TerakaEtazoniaSadoseoFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyTsirintenyJirofoMarovatoHabakabakaSôlômônaFokom-pirenen' i IsraelyRenivintanaAlahasatyEvekaZanabintanaDidy FoloDarryl StarbirdDokuWikiSydneyOkrainaNazaretaTsinyTorkiaAntananarivoBlaogyLes PaulNikôtininaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)RamevaZanatsoratraFamonjenaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyEorôpaTambajotraVezoSampan-tenyMassachusettsTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôJodaismaLibiaFifohazana FarihimenaFiarakodia1911Radama IISorona masinaAlahamadyKabary famangianaFanandroanaFamoranaDagestànaFanambadianaFampakaram-bady tao KanàAntanosyKabary tera-baoNSakalavaVolanaAndriamanitra (ankapobeny)OraMôsikaoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaMa Ying-jeouTestamenta VaovaoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Merina🡆 More