Ranomasina Baltika

Ny ranomasina Baltika dia ranomasina iray eo amin'ny faritra Avaratr'i Eoropa.

Ny firenena manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika dia i Alemaina, i Danmarka, i Rosia, i Soeda, i Finlandy, i Litoania, i Estonia, i Letônia ary i Polonia. Zato tapitrisa no isan'ny mponina miaina manodidin'ny Ranomasina Baltika.

Ranomasina Baltika
Ny ranomasina Baltika (sarin'i NASA)

Fihaviana

Ny ranomasina Baltika tamin'ny voalohany, dia velaran-dranomamy lehibe vokatry ny fitsonihan'ny ranomandry nandrakotra an'i Eoropa Avaratra tamin'ny Vanimpotoan'ny Ranomandry farany 10 000 taona lasa izay. Tsy nikasika ny ranomasina ilay velaran-drano tamin'ny voalohany. Nivadika ranomasina ny ranomasina Baltika tamin'ny faran'ny Vanimpotoan'ny Ranomandry.

Jeografia

Ranomasina Baltika 
Ranomasina Baltika ao Eoropa

Ny ranomasina Baltika dia atao hoe farihy proglaciaire tamin'ny andro taloha. Nivadika ranomasina ny ranomasina baltika tamin'ny fialan'ny ranomandry ary ny fiitatry ny tany manodidona (antsoina hoe izôstazia, izany hoe miitatra ireo tany voapotsitra rehefa tsy voapotsitra intsony).

Velarantany

Ny velarantan'ny ranomasina Baltika dia 450 000 km2 raha isaina ny Kattegat.

Hasira

Ny hasiran'ny ranomasina Baltika dia 10 g/l. Izany hoe ampahatelon'ny salan-kasiran'ny ranomasimbe rehetra eto an-Tany.

Jereo koa

Ranomasina

Nosy

Tags:

Ranomasina Baltika FihavianaRanomasina Baltika JeografiaRanomasina Baltika Jereo koaRanomasina Baltika NosyRanomasina BaltikaAlemainaDanmarkaEoropaEstoniaFinlandyLetôniaLitoaniaPoloniaRanomasinaRosiaSoeda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Yann Arthus-BertrandAndriandranando (foko)Cincinnati20 AprilyEdenaRazana (finoana malagasy)'''Thierry Chartroux'''TanalaKelsôsyDubaiSamuel RatanyGabe NewellFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFandikan-tenyAndrianaNeôlitikaX-SAMPALaura MañáMediawikiFotoanaFanjakana (Beroroha)Kanaana (faritra)Horatio NelsonAbrahama (patriarka)Ramsay MacDonaldFilôzôfiaAhidamboVoay1536NahavandTafika an-tanetyMontangesBibyPapoa (vahoaka)AsaMartin Hřídel340NôrvezyOyonnaxDmitri KombarovRené CouzinetFiteny malagasy(102279) 1999 TS57Fanalana vintanaAntananarivoSalamo faha-47RanomasinaKailua, Honolulu County, HawaiiAsabotsyKameronaWikiGoogleFiaramanidina30 JanoaryLoteranismaPôlôniaAndro faranyTegucigalpaBlaogyFyodor DostoyevskyVintana (finoan-drazana malagasy)Roy (zavamaniry)Neufchâtel-HardelotPaoly (apôstôly)KabaryMontevideoTelleceyValéry Giscard d'Estaing1957ToetanyFiangonana Loterana MalagasyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)🡆 More