Ranomasin'i Ligoria

Ny Ranomasin'i Ligoria na Ranomasina Ligoriana na Ranomasina Ligoria dia ranomasina amin'ny sisin-tanin'i Ligoria.

Ampahan'ny Ranomasina Mediteranea sahala amin'ny Ranomasina Tireniana izy. Ny Italiana miantso azy hoe Mar Ligure, fa ny kosa Frantsay manao hoe Mer Ligurienne.

Ranomasin'i Ligoria
Ny Ranomasin'i Ligoria: ny soritra mena dia maneho ny faritr'io ranomasina io araka ny International Hydrographic Organization, fa ny manga kosa dia maneho izany araka ny Istituto Idrografico della Marina (italiana).

Tags:

RanomasinaRanomasina MediteraneaRanomasina Tireniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RatsimilahoAlohotsyMenakaFaritanin' i MahajangaAhidamboFamadihanaWellington PointWikiaFiteny javaneyISO 4217Faritra DianaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraBareinaFanandroana malagasyWayback Machine1853RSSRova ManjakamiadanaTokyoFiteny kôreaninaVadin' i MohamadyMadagasikaraEndrika araka anjara asaSôlômônaRatsiraka DidierFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Evanjely miafin' i Joany(28353) ChrisnielsenFanahy Masina (kristianisma)NikôdemôsyArgonautes74Abdellatif FellainiHannah HarperRakibolanaZavaboaryApôkalipsin' i StefanaSakarahaFiteny aostrônezianaAntefasyFaritra eto MadagasikaraVitaly LagutenkoFanekem-pinoana apôstôlikaFiteny anglisyFifohazana (kristianisma malagasy)Tantaran' i EtazoniaRalamboFiteny antemoroBoky voalohan' ny MakabeoFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyBob KhannaHasinaMurah Andrialalaina FlorlysWikimaniaReniranoEzekielaVondrom-bokin' i Nag HammadiEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)MenalambaKabary famangianaAntandroyKameronaMumbaiFiteny betsimisaraka avaratraFahafatesanaMpampiankin-tenyFamoranaIowaOurenseFanalan-jaza🡆 More