Ranomasina Kaspiana

Ny Ranomasina Kaspiana dia ranomasina ao Azia Andrefana ivarinan'ny ony Volga.

Tsy mifandray amin'ny ranomasina hafa izy fa mitokana anaty tany, ka ao avarany ny stepan'i Azia Afovoany, ao andrefany sy ao atsimony ny tangoron-tendrombohitra ahitana an'i Himalaia sy i Alpa, izany hoe i Kaokazy sy Elbourtz. Ny firenena mifanefitra aminy i Kazakstàna ao avaratra atsinanana, i Torkmenistàna ao atsimo antsinanana, i Iràna ao atsimo, i Azerbaijàna ao atsimo andrefana, ary i Rosia ao avaratra andrefana. Miovaova arakaraka ny taona ny halaliny, nefa teo anelanelan'ny taona 1995 sy 2017 dia nihena hangana izany (miiba 6,72 sm/taona ny salany, izany hoe nihena 1,5 m tao anatin'ny 20 taona) noho ny fietona vokatry ny fihafanan'ny toetany.

Ranomasina Kaspiana
Ny Ranomasina Kasmiana azo sary avy amin'ny satelita

Jereo koa

Tags:

AzerbaijànaAzia AfovoanyAzia AndrefanaIrànaKaokazyKazakstànaRosiaTorkmenistàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Antesaka1927Masedônia AvaratraFahasalamanaPaoly (apôstôly)AmbitsyFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaFiteny frantsayBenito MussoliniVolahavana GermaineAsan' ny ApôstôlyFiteny japôneyKabary tera-baoFanavakavaham-bolon-koditraLozan' ny fananana iombonanaBretagne-d'ArmagnacMosesy MaimonidaMpisolo (fitsipiteny)Fiteny araboAl-Biruni1954KônfesyAbelaFanandroana malagasyLambamena14171237Sokajin-tenyWiki FoundationKabary am-panambadianaVikingy (vahoaka)KyivFanandevozanaQotbabadTetiandroSoratraAndrea ArnoldAngatra (aretina)2004Vintana (finoan-drazana malagasy)BlaogyJapànaFifohazana AnkaramalazaFiteny nôrvezianaMozilla FirefoxFiteny romantsaMicrosoft WindowsAntananarivo1200FatranaLalan-jazaEspainaLetôniaAndrianampoinimerinaMusianPer Brinch Hansen1953ZavakantoJean-Joseph RabeariveloFitampohaMatyEpistily ho an' ny RômanaAndrianaSeha-pihariana faharoa410Abbasabad, Mazandaran16 JolayRabatToliaraRepoblika Demokratika MalagasyTrombaHindoisma🡆 More