Andro Antenatenany

Ny Andro Antenatenany dia fari-potoan' ny tantaran' i Eorôpa eo anelanelan' ny Andro Taloha sy ny Renaissance, nivelatra tanelanelan' ny taonjato faha-5 sy faha-15, teo anelanelan' ny taona 476 taor.

J.K. (faharavan' ny Empira Rômana) sy ny taona 1492 (fotoana nahitan' i Cristoforo Colombo voalohany an' i Amerika). Zarain' ny mpahay tantara ho telo ny Andro Antenatenany, dia ny Andro Antenatenany tapany voalohany (taonjato faha-6 hatramin' ny faha-10) sy ny Andron' ny Tompomenakely (taonjato faha-11 hatramin' ny faha-13) ary ny Andro Antenatenany tapany farany (taonjato faha-14 hatramin' ny faha-15).

Jereo koa:

Tags:

AmerikaAndro TalohaChristophe ColombEmpira RômanaEorôpa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Thomas MannFiteny rosianaFiteny malayBibilavaGovernemantaKatrafayPôlitikaBetsileoHaifisaina sy hetsi-poNederlandyTambintenyKôntinentaJohn Russell(106689) 2000 WW157Tendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaSihanakaJames Dewey WatsonJean-Joseph RabeariveloMalakiaSongosongoApôkrifan' i JakôbaIreneo avy any LogdanomaEorôpa8 MartsaGeorges AndriamanantenaFifandraisan-davitraMaha virjiny mandrakizay an' i MariaBokin' ny SalamoFiteny araboAveloÔbadiaMahmoud TaleghaniSakalavaZavamaniryPaiso (voany)Tovana (fitsipiteny)Ahidambo152420051946HijraFiteny malaiô-pôlinezianaIrànaFanekem-pinoanaFanekem-pinoana apôstôlikaAmpiposahana (faritra)ZavakantoAdaoroFasismaNinheiraPaska jiosyKantoQTorkiaPoaceaeRajoelina AndryVietnamyFomban-drazanaSiméon RajaonaTendrontanyPastona (vahoaka)Repoblika Demokratika MalagasySoratra MasinaGazetyBritaina LehibeAdijadyTobilehibe Ankaramalaza🡆 More