Amphibia

Kilasy biby tondraka hatsiaka sy manana taolan-damosina, izany manatody amin'ny rano, miaina rivotra mampiasa havokavoka sy mandeha amin'ny tany amphibia.

Dia ahitana ny sahona, ny saobakaka, ny salamandridae, sy ny apoda. Dia tsy maintsy mijanona akaiky rano ny ankamaroany amphibia. Mihetsika bebe kokoa amin'ny alamorana izyireo. Monina ny tanykarakaina vitsy karazana amphibia (ohotra Breviceps macrops).

Amphibia
Karazany tamin'ny amphibia

Ny fahiny mbola velona fianakaviana tamin'ny amphibia ny salamandridae. Toa toy ny androngo ny salamandridae, nefa manana hoditra sy atody latsaky tantera-drano ny salamandridae. Manatody tsotra atody, tsy misy tapotsin atody na hafa tambatsela, ny amphibia. Sady tsikariny mbola toy ny trondro ny salamandridae.

Dia midika hoe 'amin'ny andaniny roa' na 'miaina roa fiainana' amin'ny teny Grika fahiny 'amphibia'.

Citation

Tags:

AlamoranaApoda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana nikeanaTsirinteny28 MartsaFiteny anglisySôdômaFiteny ingrianaBokin' ny GenesisyFilazam-potoana (fitsipiteny)ZanabintanaKinshasaBokin' i JôsoaBill ClintonBaibolyFokom-pirenen' i Isakara23 AprilyFiteny hebreoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Asa AkiraLahatraFanalana faditraLoteranismaCurrent eventsRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFanjakana MitambatraValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraBootzheimMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraTendrombohitraKônfirmasiônaTorkia1940AviavyAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraPaiso (voany)Zanahary (finoan-drazana malagasy)Fiainana ara-panahyFiteny malayLiberiaSaolyAndrokaAlan TuringFiteny jeôrjianaHaintanyTodyParisRainay any an-danitraAnamalahoIndôneziaLionaAlakaraboMaritranoPeteraFaritanin' AntsirananaFameno (fitsipiteny)Loka NobelEtazoniaRova Manjakamiadana2020SamsônaAhidamboFokom-pirenen' i RobenaMohamadyOmbyStridônaSorona masinaAnjely potrakaSokajin-tenyTsiranana PhilibertJoroTantaran' i Etazonia🡆 More