Ôvidio

I Ôvidio na Ôvida dia pôeta, mpanoratra, mpanao asa soratra rômana, teraka tamin' ny 18 Marsa 43 tal.

Ovid
Ôvidio
Ankapobeny
Anarana Ovid
Teraka 18 Martsa -43
Maty 1 Janoary 17
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
  • Poeta
  • mpanoratra
  • mpanao asa soratra
Fiainana manokana

J.K. tao Sulmona ary maty tamin' ny taona 17 na 18 tal. J.K. tany an-tsesitany any Tomis (i Constanţa any Romania ankehitriny),

Niaina tamin' ny vanim-potoana nahaterahan' ny Empira Rômana izy. Ny sanganasany malaza indrindra dia ny Ars amatoria ("fahaiza-mitia") sy ny Metamorphōseōn librī ("bokin' ny fiofahana"). Ny anaram-bositra hoe Naso dia avy amin' ny orony mandodona. Teraka herintaona taorian' ny namonoana an' i Jolio Kaisara izy, ary mbola zatovo fony i Aogosto naka fahefana hanova ny Repoblika ho Empira, ary maty telo taona taorian’ ny nahafatesan' io emperora voalohany io.

Jereo koa

Rohy ivelany

Ôvidio 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Romania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFilistinaFokom-pirenen' i SimeônaThomas LamFehezantenySikidy malagasyOndryGeorge PeppardNizeriaLionaBob KhannaVezoSamgaraAsorotanyFoko folo veryAdy Lehibe FaharoaFahasalamanaIsaia (mpaminany)Razana (finoana malagasy)Sorona masinaTestamenta TalohaAdy Lehibe VoalohanyFiteny sakalavaFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraJohann Balthasar NeumannMickey MouseFiteny soedoàBielôrosiaTodyEpistily ho an' ny RômanaAsombolaVy Vato Sakelika22 AprilyGidroHasidismaFahafatesanaFirenena MikambanaAnjelôlôjiaAndry RajoelinaMpisolo manontanyZanabintanaFitampohaTantaran' i EtazoniaFokom-pirenen' i DanaJohannes GutenbergEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)VolanaAnjara asa (fitsipiteny)Afrika AfovoanyWiki FoundationOram-panalaAlahamadyAbidy latinaHiram-pirenenaFaritany eto MadagasikaraLiga araboToekaren' i MadagasikaraZanahary (finoan-drazana malagasy)AzôtaFaribolana SandratraFilazam-potoana (fitsipiteny)Hartford, Connecticut1971JirofoJesoaFokom-pirenen' i Asera🡆 More