Ôsetia An' I Alania Avaratra

I Ôsetia an' i Alania Avaratra na Repoblikan' i Ôsetia an' i Alania Avaratra na Ôsetia Avaratra dia repoblika ao amin' ny Federasiônan' i Rosia, any Kaokazia Avaratra.

Ny mpifanolo-bodirindrina aminy dia ny Repoblikan' i Ingosetia any atsinanana, ny Repoblikan' i Kabardinô-Balkaria any andrefana, ny Krain' i Stavropol any avaratra, ary i Jeôrgia sy i Ôsetian' i Alania Atsimo any atsimo. Ny renivohiny dia i Vladikavkaz (izay atao hoe Vladicaucasus indraindray). Amin' ny teny rosiana dia atao hoe Республика Северная Осетия-Алания / Respublika Severnaïa Osetia-Alania; amin' ny teny ôsetiana kosa dia atao hoe Республикӕ Цӕгат Ирыстон-Алани, / Respublikæ Tsægat Iryston-Alani.

Avy amin' ny Repoblika Sôsialista Mizakaten' i Ôsetia Avaratra teo aloha, i Ôsetia an' i Alania Avaratra izay manana velaran-tany mirefy 7 987 km2 hatramin' ny niitarany tamin' ny taona 1944 avy any amin' ny ilany atsinanan' ny faritr' i Prigorodny ka nampihena an' i Ingosetia mpifanolo-bodirindrina, tamin' ny fotoana nanaovana sesitany ny Ingosy nataon' i Stalin.

Jereo koa

Tags:

Federasiônan' i RosiaFiteny rosianaFiteny ôsetianaRepoblikaÔsetian' i Alania Atsimo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HabakabakaIndiaAmpiposahana (faritra)FijyGnôstisismaAdimizanaAngatra (aretina)AlakaosyFisoronana sy fanalana vintanaAmontanaFanalana faditraHavatsa-UPEMFivavahanaAmerikaJohn DaltonAlahasatyRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaLitorjiaJesoaRoanda\Kolontsaina malagasyZambiaFanambadianaTontolo iainanaArabia SaoditaRégis Rajemisa RaolisonFanjakan' i Israely (mitambatra)AlemainaHarin-karena faobeDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Rasoherina31 MartsaAlahamadyAnanaNikôtininaZanatenySoisaISO 4217Praiminisitra malagasyAsabotsyvietnamyJirofoArmeniaSilamoGovernemantaAljeriaFivavahana eto MadagasikaraRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)TsekiaFaritra ItasyNazaretaAntankaranaTantaran'i MadagasikaraTambajotraBrexitPaiso (voany)VoahiranaLalitraPôlitika eto MadagasikaraSiansa ara-tsôsialyAast, Pyrénées-AtlantiquesDmitri MedvedevFanahyAndriamanitra (tokana)Fiteny taỳZanahary (finoan-drazana malagasy)QIT Madagascar MineralsFiangonana Loterana MalagasyFifohazana SoatanànaGaliaFiteny betsileo🡆 More