Vy Vato Sakelika

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin' ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana.

Nenjehin' ny fahefana mpanjanatany frantsay ny fikambanana tamin' ny taona 1915. Niisa 223 no voasambotra tamin' ny mpikambana tao ary 41 no naiditra am-ponja ka 8 mandra-pahafatiny. Maro ireo mpikambana izay niditra tao amin' ny tafika frantsay sy nandray anjara tamin' ny Ady Lehibe Voalohany mba hialana amin' ny fanenjehana.

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe VoalohanyFitiavan-tanindrazana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GoogleFitenim-paritra malagasyTantaran' i EtazoniaAntandroyFifohazana FarihimenaKanaana (faritra)MerinaAhidamboMpampiankinaAdaoroSampan-tenyAdy Lehibe FaharoaMpamari-toetraPaiso (voany)EorôpaMadagasikaraBokin' i EzekielaSolombavambahoakaKolontsainaFifohazana (kristianisma malagasy)Testamenta VaovaoHasinaBetsileoRenivintanaBokin' i DanielaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)OzbekistànaVondrona EorôpeanaAsorotanyEpistily nosoratan' i JakôbaFotoanaBiôgrafia2012Siansa ara-tsôsialyFaritra MelakyFomban-drazanaOra\TobilehibeAlarobiaLisitry ny gazety ao MadagasikaraKabary tera-baoFijyFamonjenaWiki CommonsRoman PolanskiAviavyPaskaBlaogyRazana (finoana malagasy)Fanjakan' ImerinaMpampitohy (fitsipiteny)MerkioraMasikoroPablo PicassoAArama (faritra)TorkiaFanekem-pinoana apôstôlikaCurrent eventsAngleteraHavatsa-UPEMFaritra eto MadagasikaraVintana (finoan-drazana malagasy)ZanatsoratraWikipediaDidy FoloFanavakavahana🡆 More