Volonondry

Ny volonondry dia endrika manokan' ny volon’ ny biby misy nono sasany, izay afaka miaro ny biby amin' ny andro ratsy.

Ny karazam-biby sasany, indrindra ny ondry sy ny osy ary ny lamà (alpaga), dia nofantenana mba hanome volonondry tsy tapaka sy moramora kokoa, volonondry izay akora vita amin' ny tsiraka keratinina, ampiasaina amin' ny famokarana lamba, indrindra amin' ny fahafahany manefitra hafanana na hatsiaka.

Volonondry
Volonondry
Volonondry
Ondry bevolo

Ny hoe "volonondry" dia manondro ny volon' ny ondry sy ny volon' ny biby hafa toy ny lamà, ny alpaga, ny goanakô, ny rameva fiompy, ny iàka, ny karazana alika spitz, ny osy angôra, ny bitro angôra, ny osy kasemira, ny omby manitra, ny vikônia, ary ny antilôpa tibetana, izay ahafaka manefitra hafanana na hatsiaka

Volonondry
Osy angôra

Ny volonondry dia ampiasaina amin' ny sehatra rehetra momba ny fanamboarana lamba: lambam-pandriana, akanjo sy atin' akanjo, satroka, kiraro, fananganan-drano mifanentana amin’ ny tontolo iainana, fanaka, haingon-trano ary kojakoja samihafa.

Ny fanatsarana ny habetsahana sy ny kalitaon' ny volonondry vokarina dia lohahevitra manan-danja amin' ny zooteknika momba ny ondry, saingy mihena hatrany izany noho ny fihenan' ny vidin' ny volonondry tafahoatra vokatry ny fifaninanana amin' ny tsiraka voatr’ olombelona eny amin' ny tsena.

Tags:

OndryOsy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Les PaulFanalana faditraRoandaTambajotraFiteny araboSôlômônaFanekem-pinoana apôstôlikaSabata (jiosy)Antenimieram-pirenenaBaraDagestànaRepoblika MalagasySadoseoFiteny hebreoMpandrindra milinaFerenc AndrásRanavalona IIIBokin' i EzekielaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fifandraisan-davitraRajoelina AndryTsinyBorondyFotoanaPoaceaeTerakaTodyVintana (finoan-drazana malagasy)Bokin' ny mpaminany (Baiboly)OhabolanaRaki-pahalalanaEorôpaFijyKristianisma eto MadagasikaraWilliam III an'i AngleteraGrisyDemôkrasiaAast, Pyrénées-AtlantiquesAntankaranaFanjakan' ImerinaFivavahana eto MadagasikaraFaritra ItasyFanjanahantanyBaiboly amin' ny teny malagasyVolanaFahababoana tany BabilônaEvekaFanahy (kolontsaina malagasy)AdimizanaLuciano SpallettiFiraisana ara-nofoKazakstànaMatoantenyJohn Dalton2001IndiaTantaraTetiandroOsyLanitra (finoana)JerosalemaFitiavanaSolombavambahoakaTetiandro malagasyFiteny taỳAdy Lehibe FaharoaAnanaFiteny kirondyJapànaOraEpistily nosoratan' i Jakôba🡆 More