Teknôlôjia

Ny teknôlôjia dia fanaovana, fanovàna, fampiasana ary fahalalan'ny fitaovana, milina, fahaizana, ary fomba firafetana, ho an'ny famahana olana, fanatsarana ny vahaolana na mahatakatra tanjona.

Ny teknôlôjia dia fanaovana, fanovàna, fampiasana ary fahalalan'ny fitaovana, milina, fahaizana, ary fomba firafetana, ho an'ny famahana olana, fanatsarana ny vahaolana na mahatakatra tanjona. Ny teknôlôjia dia manomboka amin'ny fampiasana ny zavatra hita ho fitaovana.

Mpanaprinty natao hanaprinty gazety (1811)

Ny tanjon'ny zavatra namboarina vokatry ny teknôlôjia dia natao hanamora ny fiainan'ny olona. Ny fahafahan'ny olombelona mamehy ny afo izao ohatra dia nampitombo ny habetsaky ny sakafo azo hohanina ary ny fitana ny kodiarana no nanampy ny olombelona tamin'ny fandehanana lavitra ary tamin'ny fifehezana ny tontolo iainana. Ny fahitana vao haingana: ny telefaonina, ny aterineto na ny sora-printy dia manamora ny vidin'ny fahaizana ary ahafahan'ny olombelona mifandray moramora kokoa. Na dia izany aza, tsy natao hanampy ny olona foana ny tanjon'ny teknôlôjia; nivoatra hatrany koa ireo fitaovam-piadiana be fahafahana manimba, manomboka amin'ny kibay hatramin'ny fitaovam-piadiana niokleary.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Teknôlôjia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.

In other languages:

/** SHOW / HIDE SECTION**/function mfTempOpenSection(getID) {var x = document.getElementById("mf-section-"+getID); if (x.style.display === "none") { x.style.display = ""; } else { x.style.display = "none"; }}