Teknôlôjia

Ny teknôlôjia dia fanaovana, fanovàna, fampiasana ary fahalalan'ny fitaovana, milina, fahaizana, ary fomba firafetana, ho an'ny famahana olana, fanatsarana ny vahaolana na mahatakatra tanjona.

Ny teknôlôjia dia manomboka amin'ny fampiasana ny zavatra hita ho fitaovana.

Teknôlôjia
Mpanaprinty natao hanaprinty gazety (1811)
Teknôlôjia
Olika voafintina anaty

Ny tanjon'ny zavatra namboarina vokatry ny teknôlôjia dia natao hanamora ny fiainan'ny olona. Ny fahafahan'ny olombelona mamehy ny afo izao ohatra dia nampitombo ny habetsaky ny sakafo azo hohanina ary ny fitana ny kodiarana no nanampy ny olombelona tamin'ny fandehanana lavitra ary tamin'ny fifehezana ny tontolo iainana. Ny fahitana vao haingana: ny telefaonina, ny aterineto na ny sora-printy dia manamora ny vidin'ny fahaizana ary ahafahan'ny olombelona mifandray moramora kokoa. Na dia izany aza, tsy natao hanampy ny olona foana ny tanjon'ny teknôlôjia; nivoatra hatrany koa ireo fitaovam-piadiana be fahafahana manimba, manomboka amin'ny kibay hatramin'ny fitaovam-piadiana niokleary.

Teknôlôjia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanahy(28353) ChrisnielsenEzekielaFilazantsara araka an' i JoanySakafo malagasyAbidy araboZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaTobilehibe FarihimenaMpandrindra milinaAlahasatyBokin' i AmôsaJapànaSikidy malagasyAnjelyFiteny jeôrjianaAntalaotraPaoly (apôstôly)Fiteny tsôkotaoEtikaTovona (fitsipiteny)JTsindrimandry (fivavahana)Antankarana1200Samuel RatanyFaritra AnalamangaArgonautesKameronaMarshall LeffertsEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloOlombelonaFanjakana MitambatraLalan-jazaGeorges Andriamanantena1971TanalaFifohazana FarihimenaBritaina LehibeSinaFanambaràna ny hevitry ny nofyPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraNatalie PortmanWayback MachineFizaràn-taonaFanandroanaAmalonaJosip SkoblarAmerika LatinaFahafatesanaFiteny betsimisaraka avaratraEorôpaDokuWikiRanoTsirintenySiansaFanekem-pinoana apôstôlikaLloyd KaufmanKabarySakarahaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TranonkalaTodySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFilazantsara araka an' i MarkaFandroahana fanahy ratsyEvanjelin' i BarnabàSakramentan' ny fanambadianaTolom-bahoaka tamin' ny 1947AziaFanatontoloanaRioFaritra Atsimo-AndrefanaShiqiMerina🡆 More