Stockholm

Stockholm dia renivohitra ary tanàna ngeza indrindra an'i Soeda.

Ao no misy ny governemanta sy ny antenimieran'i Soeda ary ny lapa ipetrahan'ny mpanjaka Charles XVi Gustave.

Stockholm
Saritan'ny tannànan'i Stockholm

Ny tanànan'i Stockholm (Stockholms stad) na "kaominin'i Stockholm" (Stockholms Kommun) dia miaraka amin'ny 829 417 mponina, ny ngeza indrindra amin'ny mionisipalite soedoa 290. Ny Stockholm Be miaraka amin'ny 1 252 020 mponina, dia tanàna ngeza indrindran'i Soeda ; ny kaontian'i Stockholm dia miisa 2 tapitrisa mponina.

Ny tanànan'i Stockholm dia eo amin'ny amorontsiraka andrefan'ny Ranomasina Baltika, ary izy io dia natsangana teo am-bavaranon'ny farihy Mälar. Noho izany izy dia tononina koa hoe Venise any Avaratra, solonanarana omena an'i Bruges any Belzika, an'i Saint-Petersboourg any Rosia ary any Amsterdam any Nederlanda.

Jereo koa

Stockholm 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

LapaRenivohitraSoeda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fady (malagasy)Fiteny tamilyMpamari-toetraFifohazana SoatanànaLahatra (finoana malagasy)BetlehemaFamonjenaFirenena MikambanaTondra-dranoVorombolaFiraisana ara-nofoFrantsaFototenyPetra-kevitraFiarahamoninaVictoire RasoamanarivoKalandrie litorjika katôlika rômaninaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyLuciano SpallettiHasinaAsaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanahyFaritra Itasy849KazakstànaFahefana mpanatanterakaRadama IIFaritra MelakyCurrent eventsLArama (faritra)BiôgrafiaDemôkrasiaEorôpaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TrozonaKristianinaFanjakan' i Israely (mitambatra)AntambahoakaNôvambraRanavalona IIIPaiso (voany)Bokin' i DanielaHoratio Herbert Kitchener31 MartsaAviavyKongonavietnamyHavatsa-UPEMRepoblika Fahefatra (Madagasikara)MadagasikaraAntanosy1925AnatôliaTenerifeFiteny kasmirySorona masinaZavaboaryIsraelyTsinyOraAmbatolampy TsimahafotsyDidy FoloAziaFihavananaMpampitohy (fitsipiteny)AHypertext Markup LanguageLisitry ny gazety ao Madagasikara🡆 More