Seranam-Piaramanidin'i London Heathrow

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Seranam-Piaramanidin'i London Heathrow  

Ny seranam-piaramanidin'i London Heathrow (kaody AITA : LHR ; kaody OACI : EGLL) dia seranam-piaramanidina any andrefan'ny London ao Fanjakana Mitambatra. Io ny seranam-piaramanidina fahatelo eto an-tany amin'ny isan'ny mpandeha tao, nihoatra ny 67 tapitrisa tamin'ny 2008, fahatelo eo aorian'ny seranam-piaramanidin' Atlanta Hartsfield-Jackson sy ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan' O'Hare any Chicago. Heathrow no seranam-piaramanidina any Eoropa amin'ny isan'ny mpandeha, miaraka amin'ny mpandeha 61 tapitrisa nakao tamin'ny 2008. Anisan'ny seranam-piaramanidina dimy an'i London zy ary ny BAA Limited (an'ny orinasa espaniola Ferrovial) izy, ny BAA Limited dia manana seranam-piaramanidina enina hafa any Onaiteda Kingdoma (Gatwick, Stansted, Southampton, Glasgow, Aberdeen ary Edinburgh).

Seranam-Piaramanidin'i London Heathrow
Sary
Seranam-Piaramanidin'i London Heathrow
Seranam-piaramanidina fandehanan'ny fiaramanidina makao Heathrow
Seranam-Piaramanidin'i London Heathrow
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka seranam-piaramanidina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ElamaAlan TuringFaritra AnosyVazimbaAngatra (aretina)Tontolo iainanaFahasalamanaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaHagaraWayback MachineLiga araboSamuel RatanyEvekaHazolahyFianakavianaNorwegian Missionary SocietyAndrianampoinimerinaMerinaVezoFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFokom-pirenen' i DanaJimmy WalesOndryTeraka1188ParisyKinshasaBob KhannaGuangdongFibebahanaAdy Lehibe FaharoaAviavyKabaryApôstôly roa ambin' ny foloAdaoroTazomokaAntanosyFivavahana eto MadagasikaraFanatitraSilamoFiraisana ara-nofoWikipediaMpampitohy (fitsipiteny)ZazavavindranoRainay any an-danitraFilipinaDavida (mpanjaka)LahatraTobim-pifohazanaSiliaZivaFokom-pirenen' i IsraelyFanambaràna ny hevitry ny nofyTsirinteny sara-droaBielôrosiaFaritra Atsimo-AtsinananaTongolo gasyTantaran' i MadagasikaraFiompianaMadagasikaraRanavalona IIIVintana (finoan-drazana malagasy)TsirintenyFoko eto MadagasikaraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAljeriaFanabeazana aizanaGeorge PeppardJesoa araka ny kristianisma🡆 More