Salamo Faha-122

Ny Salamo faha-122 dia salamo ao amin' ny Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly.

Tafiditra ao amin' ny fizaràna atao hoe "boky fahadimy" (Sal. 107 - 150) ity salamo ity.

Dikan-teny prôtestanta

1 [Fifaliana ny amin'i Jerosalema sy fangatahan-tsoa ho azy]

Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida.

FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon'i Jehovah.

2 Ny tongotray efa mijoro Eo anatin'ny vavahadinao, ry Jerosalema ô,

*

3 Dia ianao ry Jerosalema, izay efa vita Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara;

4 Any no iakaran'ny firenena,Dia ireo firenen'i Jehovah (Lalàna amin'ny Isiraely izany). Mba hisaotra ny anaran'i Jehovah.

5 Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, Dia ny seza fiandrianan'ny mpianakavin'i Davida.

*

6 Mangataha fiadanana ho an'i Jerosalema; Hambinina anie izay tia anao;

7 Fiadanana anie ho ao anatin'ny mandanao; Fanambinana anie ho ao an-dapanao

8 Noho ny rahalahiko sy ny namako No hanaovako hoe Fiadanana anie ho ao anatinao.

9 Noho ny tranon'i Jehovah Andriamanitsika Dia hitady izay hahatsara anao aho.

Jereo koa

  • Boky voalohany: Sal. 1 - 2 - 3 - 4 - 5 - 6 - 7 - 8 - 9 - 10 - 11 - 12 - 13 - 14 - 15 - 16 - 17 - 18 - 19 - 20 - 21 - 22 - 23 - 24 - 25 - 26 - 27 - 28 - 29 - 30 - 31 - 32 - 33 - 34 - 35 - 36 - 37 - 38 - 39 - 40 - 41.
  • Boky faharoa: Sal. 42 - 43 - 44 - 45 - 46 - 47 - 48 - 49 - 50 - 51 - 52 - 53 - 54 - 55 - 56 - 57 - 58 - 59 - 60 - 61 - 62 - 63 - 64 - 65 - 66 - 67 - 68 - 69 - 70 - 71 - 72.
  • Boky fahatelo: Sal. 73 - 74 - 75 - 76 - 77 - 78 - 79 - 80 - 81 - 82 - 83 - 84 - 85 - 86 - 87 - 89.
  • Boky fahefatra: Sal. 90 - 91 - 92 - 93 - 94 - 95 - 96 - 97 - 98 - 99 - 100 - 101 - 102 - 103 - 104 - 105 - 106.
  • Boky fahadimy: Sal. 107 108 - 109 - 110 - 111 - 112 - 113 - 114 - 115 - 116 - 117 - 118 - 119 - 120 - 121 - 122 - 123 - 124 - 125 - 126 - 127 - 128 - 129 - 130 - 131 - 132 - 133 - 134 - 135 - 136 - 137 - 138 - 139 - 140 - 141 - 142 - 143 - 144 - 145 - 146 - 149 - 150.

Tags:

BaibolyBokin'ny Salamo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Laurent CantetAntanosyLisitry ny filohan' i MadagasikaraZanatenyWilliam III an'i AngleteraVoahiranaFiteny taỳFanalana faditraSandam-bolaWayback MachineTolom-bahoaka tamin' ny 1947BaraBenjamin DisraeliKianteny2020FahaterahanaDmitri MedvedevMaleziaFiteny tatara\AdizaozaKazakstànaAdaoroBorondyAlakarabo1968Gerd GanteförFitampohaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)MeyFaritra eto MadagasikaraFransiskaninaJôbaSôlômônaTantaran' i MadagasikaraAnaran'ny mponinaAlemainaAnanaApôkrifan' ny BaibolyLes PaulTestamenta TalohaKolontsainaTendryFanekem-pinoana apôstôlikaHolatraArmeniaLuciano SpallettiATobilehibeVolanaHoratio NelsonHasina (hery tsy hita maso)FrantsaFirenena MikambanaAngleteraTarehin-tsoratra araboSakalavaAndriamanitra (ankapobeny)MerinaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)GoaikaIndiaMatySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTsikafonkafombazahaAratraTantaran' ny kristianismaFerenc AndrásHarin-karena faobe🡆 More